Al-Jumu'ah · 4/11
Fandikana Fanononana — Al-Jumu'ah
ذَٰلِكَ فَضْلُ اللَّهِ يُؤْتِيهِ مَن يَشَاءُ ۚ وَاللَّهُ ذُو الْفَضْلِ الْعَظِيمِ ۝٤
Zaalika fadlul laahi yu`teehi many-yashaaa; wallaahu zul fadil `azeem
📖 Dikany Malagasy
Izany no fahasoavan’Allah, omeny izay tiany omena azy. Fa Tompon’ny fahasoavana lehibe Allah.
🎧 Henoy

📜 Andininy 2-6 — Al-Jumu'ah

2هُوَ الَّذِي بَعَثَ فِي الْأُمِّيِّينَ رَسُولًا مِّنْهُمْ يَتْلُو عَلَيْهِمْ آيَاتِهِ وَيُزَكِّيهِمْ وَيُعَلِّمُهُمُ الْكِتَابَ وَالْحِكْمَةَ وَإِن كَانُوا مِن قَبْلُ لَفِي ضَلَالٍ مُّبِينٍ
Izy no nandefa Iraka ho amin’ireo olona tsy nahafantatra namaky teny sy nanoratra, izay avy ao amin’izy ireo ihany, ka namaky tamin’izy ireo ny andininy avy Aminy, nanadio azy ireo sy nampianatra ny Boky, ary ny fahendrena, na dia tao anatin’ny fahaverezana tokoa aza izy ireo tany aloha.
3وَآخَرِينَ مِنْهُمْ لَمَّا يَلْحَقُوا بِهِمْ ۚ وَهُوَ الْعَزِيزُ الْحَكِيمُ
Ary toy izany koa, tamin’ny hafa, izay tsy mbola nanaraka azy ireo. Fa Izy no Ilay Tsitoha, Ilay be Fahendrena.
4ذَٰلِكَ فَضْلُ اللَّهِ يُؤْتِيهِ مَن يَشَاءُ ۚ وَاللَّهُ ذُو الْفَضْلِ الْعَظِيمِ
Izany no fahasoavan’Allah, omeny izay tiany omena azy. Fa Tompon’ny fahasoavana lehibe Allah.
5مَثَلُ الَّذِينَ حُمِّلُوا التَّوْرَاةَ ثُمَّ لَمْ يَحْمِلُوهَا كَمَثَلِ الْحِمَارِ يَحْمِلُ أَسْفَارًا ۚ بِئْسَ مَثَلُ الْقَوْمِ الَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِ اللَّهِ ۚ وَاللَّهُ لَا يَهْدِي الْقَوْمَ الظَّالِمِينَ
Mitovy amin’ny apondra mitondra boky ireo izay nitondra ny Taoraty, ka tsy nampihatra izany. Tena fanoharana ratsy tokoa no omena izay miampanga ireo andininy avy amin’Allah ho lainga, ary tsy mitari-dalana ny olona mpanao ny tsy rariny Allah.
6قُلْ يَا أَيُّهَا الَّذِينَ هَادُوا إِن زَعَمْتُمْ أَنَّكُمْ أَوْلِيَاءُ لِلَّهِ مِن دُونِ النَّاسِ فَتَمَنَّوُا الْمَوْتَ إِن كُنتُمْ صَادِقِينَ
Dia lazao hoe : Ianareo izay nanaraka ny Jodaisma ! Raha mihambo ho tian’Allah ankoatran'ny hafa ianareo dia aoka àry ianareo haniry ny fahafatesana, raha mpilaza ny marina tokoa.
Al-Jumu'ahFizahan-takila Koraña
11Andininy
MedinanRevelation
4Andininy

Fandikana — Al-Jumu'ah 4

Surah Al-Jumu'ah Andininy 4 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izany no fahasoavan’Allah, omeny izay tiany omena azy. Fa Tompon’ny…

Surah Andininy 4/11 — Al-Jumu'ah الجمعة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Jumu'ah Henoy, Al-Jumu'ah Fandikana, Al-Jumu'ah mp3, Al-Jumu'ah pdf. Andininy 2–6. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers