Al-Jumu'ah · 3/11
Fandikana Fanononana — Al-Jumu'ah
وَآخَرِينَ مِنْهُمْ لَمَّا يَلْحَقُوا بِهِمْ ۚ وَهُوَ الْعَزِيزُ الْحَكِيمُ ٣
Transliteration
Wa aakhareena minhum lammaa yalhaqoo bihim wa huwal `azeezul hakeem
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary toy izany koa, tamin’ny hafa, izay tsy mbola nanaraka azy ireo. Fa Izy no Ilay Tsitoha, Ilay be Fahendrena.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 1-5 — Al-Jumu'ah
1يُسَبِّحُ لِلَّهِ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَمَا فِي الْأَرْضِ الْمَلِكِ الْقُدُّوسِ الْعَزِيزِ الْحَكِيمِ
Manome voninahitra an’Allah avokoa izay any an-danitra sy ety an-tany, Ilay Mpanjaka, Ilay Masina, Ilay Tsitoha, Ilay be Fahendrena.
2هُوَ الَّذِي بَعَثَ فِي الْأُمِّيِّينَ رَسُولًا مِّنْهُمْ يَتْلُو عَلَيْهِمْ آيَاتِهِ وَيُزَكِّيهِمْ وَيُعَلِّمُهُمُ الْكِتَابَ وَالْحِكْمَةَ وَإِن كَانُوا مِن قَبْلُ لَفِي ضَلَالٍ مُّبِينٍ
Izy no nandefa Iraka ho amin’ireo olona tsy nahafantatra namaky teny sy nanoratra, izay avy ao amin’izy ireo ihany, ka namaky tamin’izy ireo ny andininy avy Aminy, nanadio azy ireo sy nampianatra ny Boky, ary ny fahendrena, na dia tao anatin’ny fahaverezana tokoa aza izy ireo tany aloha.
3وَآخَرِينَ مِنْهُمْ لَمَّا يَلْحَقُوا بِهِمْ ۚ وَهُوَ الْعَزِيزُ الْحَكِيمُ
Ary toy izany koa, tamin’ny hafa, izay tsy mbola nanaraka azy ireo. Fa Izy no Ilay Tsitoha, Ilay be Fahendrena.
4ذَٰلِكَ فَضْلُ اللَّهِ يُؤْتِيهِ مَن يَشَاءُ ۚ وَاللَّهُ ذُو الْفَضْلِ الْعَظِيمِ
Izany no fahasoavan’Allah, omeny izay tiany omena azy. Fa Tompon’ny fahasoavana lehibe Allah.
5مَثَلُ الَّذِينَ حُمِّلُوا التَّوْرَاةَ ثُمَّ لَمْ يَحْمِلُوهَا كَمَثَلِ الْحِمَارِ يَحْمِلُ أَسْفَارًا ۚ بِئْسَ مَثَلُ الْقَوْمِ الَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِ اللَّهِ ۚ وَاللَّهُ لَا يَهْدِي الْقَوْمَ الظَّالِمِينَ
Mitovy amin’ny apondra mitondra boky ireo izay nitondra ny Taoraty, ka tsy nampihatra izany. Tena fanoharana ratsy tokoa no omena izay miampanga ireo andininy avy amin’Allah ho lainga, ary tsy mitari-dalana ny olona mpanao ny tsy rariny Allah.
Al-Jumu'ahFizahan-takila Koraña
11Andininy
MedinanRevelation
3Andininy
Fandikana — Al-Jumu'ah 3
Surah Al-Jumu'ah Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary toy izany koa, tamin’ny hafa, izay tsy mbola nanaraka…Surah Andininy 3/11 — Al-Jumu'ah الجمعة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Jumu'ah Henoy, Al-Jumu'ah Fandikana, Al-Jumu'ah mp3, Al-Jumu'ah pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








