Al-Haqqah · 7/52
Fandikana Fanononana — Surah Al-Haqqah
سَخَّرَهَا عَلَيْهِمْ سَبْعَ لَيَالٍ وَثَمَانِيَةَ أَيَّامٍ حُسُومًا فَتَرَى الْقَوْمَ فِيهَا صَرْعَىٰ كَأَنَّهُمْ أَعْجَازُ نَخْلٍ خَاوِيَةٍ ۝٧
Sakhkharahaa `alaihim sab`a la yaalinw wa samaaniyata ayyaamin husooman fataral qawma feehaa sar`aa ka annahum a`jaazu nakhlin khaawiyah
📖 Dikany Malagasy
Ka nasafotofotony nandritran'ny fito alina, sy valo andro mifanarakaraka izy ireo ; dia hitanao mianjera amin'ny tany ireo olona, tahaka ny vodihazo "palma" poakaty.

🎧 Henoy


📜 Andininy 5-9 — Surah Al-Haqqah

5فَأَمَّا ثَمُودُ فَأُهْلِكُوا بِالطَّاغِيَةِ
Ary ny Thamod dia ravan'ny hiaka tena mafy izy ireo.
6وَأَمَّا عَادٌ فَأُهْلِكُوا بِرِيحٍ صَرْصَرٍ عَاتِيَةٍ
Fa ireo Aad indray dia ravan'ny rivotra mifofofofo ankatezerana izy ireo.
7سَخَّرَهَا عَلَيْهِمْ سَبْعَ لَيَالٍ وَثَمَانِيَةَ أَيَّامٍ حُسُومًا فَتَرَى الْقَوْمَ فِيهَا صَرْعَىٰ كَأَنَّهُمْ أَعْجَازُ نَخْلٍ خَاوِيَةٍ
Ka nasafotofotony nandritran'ny fito alina, sy valo andro mifanarakaraka izy ireo ; dia hitanao mianjera amin'ny tany ireo olona, tahaka ny vodihazo "palma" poakaty.
8فَهَلْ تَرَىٰ لَهُم مِّن بَاقِيَةٍ
Mbola misy hitanao tavela va izy ireo ?
9وَجَاءَ فِرْعَوْنُ وَمَن قَبْلَهُ وَالْمُؤْتَفِكَاتُ بِالْخَاطِئَةِ
Ary tonga i Faraona sy ny teo alohany ary ireo tanàna noravana dia samy nanao fahotana avokoa.
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
7Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 7

Surah Al-Haqqah Andininy 7 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka nasafotofotony nandritran'ny fito alina, sy valo andro mifanarakaraka izy…

Surah Andininy 7/52 — Surah Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Haqqah Henoy, Surah Al-Haqqah Fandikana, Surah Al-Haqqah mp3, Surah Al-Haqqah pdf. Andininy 5–9. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers