Al-A'raf · 153/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
وَالَّذِينَ عَمِلُوا السَّيِّئَاتِ ثُمَّ تَابُوا مِن بَعْدِهَا وَآمَنُوا إِنَّ رَبَّكَ مِن بَعْدِهَا لَغَفُورٌ رَّحِيمٌ ۝١٥٣
Wallazeena `amilus saiyiaati summa taaboo mim ba`dihaa wa aamanooo inna Rabbaka mim ba`dihaa la Ghafoorur Raheem
📖 Dikany Malagasy
Ary ireo izay nanao asa ratsy, avy eo izy ireo dia nibebaka taorian’izany sy nino.Marina fa ny Tomponao, aorian’izany, dia tena be Famelan-keloka sy be Fiantrana.
🎧 Henoy

📜 Andininy 151-155 — Al-A'raf

151قَالَ رَبِّ اغْفِرْ لِي وَلِأَخِي وَأَدْخِلْنَا فِي رَحْمَتِكَ ۖ وَأَنتَ أَرْحَمُ الرَّاحِمِينَ
Niteny Izy nanao hoe : “Tompo o ! Mamelà ahy sy ny rahalahiko Ianao, ary ampidiro amin’ny famindram-ponao izahay, fa Ianao Ilay be indrafo indrindra amin’ireo mpamindra-fo”.
152إِنَّ الَّذِينَ اتَّخَذُوا الْعِجْلَ سَيَنَالُهُمْ غَضَبٌ مِّن رَّبِّهِمْ وَذِلَّةٌ فِي الْحَيَاةِ الدُّنْيَا ۚ وَكَذَٰلِكَ نَجْزِي الْمُفْتَرِينَ
Ireo izay nandray ny zanak’omby (ho Zanahariny) dia hianjady amin’izy ireo ny hatezeran’ny Tompony, sy ny fahambaniana amin’ny fiainana eto an-tany. Tahaka izany no hamalianay ny asan’ireo mpamoron-dainga .
153وَالَّذِينَ عَمِلُوا السَّيِّئَاتِ ثُمَّ تَابُوا مِن بَعْدِهَا وَآمَنُوا إِنَّ رَبَّكَ مِن بَعْدِهَا لَغَفُورٌ رَّحِيمٌ
Ary ireo izay nanao asa ratsy, avy eo izy ireo dia nibebaka taorian’izany sy nino.Marina fa ny Tomponao, aorian’izany, dia tena be Famelan-keloka sy be Fiantrana.
154وَلَمَّا سَكَتَ عَن مُّوسَى الْغَضَبُ أَخَذَ الْأَلْوَاحَ ۖ وَفِي نُسْخَتِهَا هُدًى وَرَحْمَةٌ لِّلَّذِينَ هُمْ لِرَبِّهِمْ يَرْهَبُونَ
Ary rehefa nitony ny fahatezeran’i Mosesy dia noraisiny ilay takela-bato. Ary voarakitra tao anaty lahatsoratr’izany ny tari-dàlana sy ny famindram-po ho an’ireo izay matahotra ny Tompon’izy ireo.
155وَاخْتَارَ مُوسَىٰ قَوْمَهُ سَبْعِينَ رَجُلًا لِّمِيقَاتِنَا ۖ فَلَمَّا أَخَذَتْهُمُ الرَّجْفَةُ قَالَ رَبِّ لَوْ شِئْتَ أَهْلَكْتَهُم مِّن قَبْلُ وَإِيَّايَ ۖ أَتُهْلِكُنَا بِمَا فَعَلَ السُّفَهَاءُ مِنَّا ۖ إِنْ هِيَ إِلَّا فِتْنَتُكَ تُضِلُّ بِهَا مَن تَشَاءُ وَتَهْدِي مَن تَشَاءُ ۖ أَنتَ وَلِيُّنَا فَاغْفِرْ لَنَا وَارْحَمْنَا ۖ وَأَنتَ خَيْرُ الْغَافِرِينَ
Ary nisafidy fitopolo lahy tamin’ireo vahoakany i Mosesy hiatrika ny fihaonana Aminay. Ary rehefa namely azy ireo ny horohoron-tany, dia niteny Izy (Mosa) nanao hoe : “Tompoko ! Raha sitrakao dia naringanao izy ireo teo aloha sy ny tenako. Haringanao ve izahay noho izay nataon’ireo kely fisainana taminay ? Tsy inona akory izany fa fitsapana avy Aminao ihany, ary amin’izany no hamerezanao izay sitrakao sy hitarihanao làlana izay sitrakao. Ianao no Mpiahy anay. Ka mamelà anay ary mamindra-fo aminay, fa Ianao no Mendrika indrindra amin’ireo mpamela heloka.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
153Andininy

Fandikana — Al-A'raf 153

Surah Al-A'raf Andininy 153 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ireo izay nanao asa ratsy, avy eo izy ireo…

Surah Andininy 153/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 151–155. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers