Al-A'raf · 201/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
إِنَّ الَّذِينَ اتَّقَوْا إِذَا مَسَّهُمْ طَائِفٌ مِّنَ الشَّيْطَانِ تَذَكَّرُوا فَإِذَا هُم مُّبْصِرُونَ ٢٠١
Transliteration
Innal lazeenat taqaw izaa massahum taaa`ifum minash Shaitaani tazakkaroo fa izaa hum mubsiroon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Marina fa ireo manam-patahorana, raha misy fanapahan-kevitra avy amin’i Satana nahavoa azy ireo dia mahatsiaro (an’I Allah) izy ireo, ka indro izy ireo lasa nahiratra.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 199-203 — Al-A'raf
199خُذِ الْعَفْوَ وَأْمُرْ بِالْعُرْفِ وَأَعْرِضْ عَنِ الْجَاهِلِينَ
Raiso izay azo leferina sy mandidia amin’ny tsara, ary halaviro ireo olona minia tsy mahafantatra.
200وَإِمَّا يَنزَغَنَّكَ مِنَ الشَّيْطَانِ نَزْغٌ فَاسْتَعِذْ بِاللَّهِ ۚ إِنَّهُ سَمِيعٌ عَلِيمٌ
Raha mitady hanelingelina anao amin’ny ratsy ny Satana, dia mangataha fiarovana amin’I Allah ianao. Marina fa Izy dia Maheno sy Mahalala ny zava-drehetra.
201إِنَّ الَّذِينَ اتَّقَوْا إِذَا مَسَّهُمْ طَائِفٌ مِّنَ الشَّيْطَانِ تَذَكَّرُوا فَإِذَا هُم مُّبْصِرُونَ
Marina fa ireo manam-patahorana, raha misy fanapahan-kevitra avy amin’i Satana nahavoa azy ireo dia mahatsiaro (an’I Allah) izy ireo, ka indro izy ireo lasa nahiratra.
202وَإِخْوَانُهُمْ يَمُدُّونَهُمْ فِي الْغَيِّ ثُمَّ لَا يُقْصِرُونَ
Fa ireo rahalahin’i Satana kosa (ireo tsy mpino) dia manosika azy ireo amin’ny fahaverezena, ary tsy mitsahatra amin’izany izy.
203وَإِذَا لَمْ تَأْتِهِم بِآيَةٍ قَالُوا لَوْلَا اجْتَبَيْتَهَا ۚ قُلْ إِنَّمَا أَتَّبِعُ مَا يُوحَىٰ إِلَيَّ مِن رَّبِّي ۚ هَٰذَا بَصَائِرُ مِن رَّبِّكُمْ وَهُدًى وَرَحْمَةٌ لِّقَوْمٍ يُؤْمِنُونَ
Ary raha tsy mitondra fahagagana amin’izy ireo ianao dia miteny izy ireo manao hoe : “Nahoana no tsy noforoninao izany ?” Teneno hoe : “Tsy manaraka aho afa-tsy ny fanambarana izay nalefa tamiko avy amin’ny Tompoko”. Izany dia porofo mazava avy amin’ny Tomponareo sy tari-dàlana ary famindram-pò ho an’ny vahoaka mino.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
201Andininy
Fandikana — Al-A'raf 201
Surah Al-A'raf Andininy 201 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Marina fa ireo manam-patahorana, raha misy fanapahan-kevitra avy amin’i Satana…Surah Andininy 201/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 199–203. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








