Al-A'raf · 203/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
وَإِذَا لَمْ تَأْتِهِم بِآيَةٍ قَالُوا لَوْلَا اجْتَبَيْتَهَا ۚ قُلْ إِنَّمَا أَتَّبِعُ مَا يُوحَىٰ إِلَيَّ مِن رَّبِّي ۚ هَٰذَا بَصَائِرُ مِن رَّبِّكُمْ وَهُدًى وَرَحْمَةٌ لِّقَوْمٍ يُؤْمِنُونَ ۝٢٠٣
Wa izaa lam taatihim bi aayatin qaaloo law lajtabai tahaa; qul innamaaa attabi`u maa yoohaaa ilaiya mir Rabbee; haazaa basaaa`iru mir Rabbikum wa hudanw wa rahmatul liqawminy yu`minoon
📖 Dikany Malagasy
Ary raha tsy mitondra fahagagana amin’izy ireo ianao dia miteny izy ireo manao hoe : “Nahoana no tsy noforoninao izany ?” Teneno hoe : “Tsy manaraka aho afa-tsy ny fanambarana izay nalefa tamiko avy amin’ny Tompoko”. Izany dia porofo mazava avy amin’ny Tomponareo sy tari-dàlana ary famindram-pò ho an’ny vahoaka mino.
🎧 Henoy

📜 Andininy 201-205 — Al-A'raf

201إِنَّ الَّذِينَ اتَّقَوْا إِذَا مَسَّهُمْ طَائِفٌ مِّنَ الشَّيْطَانِ تَذَكَّرُوا فَإِذَا هُم مُّبْصِرُونَ
Marina fa ireo manam-patahorana, raha misy fanapahan-kevitra avy amin’i Satana nahavoa azy ireo dia mahatsiaro (an’I Allah) izy ireo, ka indro izy ireo lasa nahiratra.
202وَإِخْوَانُهُمْ يَمُدُّونَهُمْ فِي الْغَيِّ ثُمَّ لَا يُقْصِرُونَ
Fa ireo rahalahin’i Satana kosa (ireo tsy mpino) dia manosika azy ireo amin’ny fahaverezena, ary tsy mitsahatra amin’izany izy.
203وَإِذَا لَمْ تَأْتِهِم بِآيَةٍ قَالُوا لَوْلَا اجْتَبَيْتَهَا ۚ قُلْ إِنَّمَا أَتَّبِعُ مَا يُوحَىٰ إِلَيَّ مِن رَّبِّي ۚ هَٰذَا بَصَائِرُ مِن رَّبِّكُمْ وَهُدًى وَرَحْمَةٌ لِّقَوْمٍ يُؤْمِنُونَ
Ary raha tsy mitondra fahagagana amin’izy ireo ianao dia miteny izy ireo manao hoe : “Nahoana no tsy noforoninao izany ?” Teneno hoe : “Tsy manaraka aho afa-tsy ny fanambarana izay nalefa tamiko avy amin’ny Tompoko”. Izany dia porofo mazava avy amin’ny Tomponareo sy tari-dàlana ary famindram-pò ho an’ny vahoaka mino.
204وَإِذَا قُرِئَ الْقُرْآنُ فَاسْتَمِعُوا لَهُ وَأَنصِتُوا لَعَلَّكُمْ تُرْحَمُونَ
Ary rehefa vakiana ny Kor’any dia mihainoa tsara ianareo ary hajao ny fahanginana, angamba hahazo ny famindram-po ianareo.
205وَاذْكُر رَّبَّكَ فِي نَفْسِكَ تَضَرُّعًا وَخِيفَةً وَدُونَ الْجَهْرِ مِنَ الْقَوْلِ بِالْغُدُوِّ وَالْآصَالِ وَلَا تَكُن مِّنَ الْغَافِلِينَ
Ary tsarovy ny Tomponao ao amin’ny tenanao, amim-panetre-tena sy amim-patahorana, ary tsy amin’ny feo avo, amin’ny maraina sy hariva, ary aoka ianao tsy anisan’ireo variana.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
203Andininy

Fandikana — Al-A'raf 203

Surah Al-A'raf Andininy 203 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary raha tsy mitondra fahagagana amin’izy ireo ianao dia miteny…

Surah Andininy 203/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 201–205. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers