Al-A'raf · 47/206
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'raf
۞ وَإِذَا صُرِفَتْ أَبْصَارُهُمْ تِلْقَاءَ أَصْحَابِ النَّارِ قَالُوا رَبَّنَا لَا تَجْعَلْنَا مَعَ الْقَوْمِ الظَّالِمِينَ ۝٤٧
Wa izaa surifat absaaruhum tilqaaa`a Ashaabin Naari qaalo Rabbanaa laa taj`alnaa ma`al qawmiz zaalimneen
📖 Dikany Malagasy
Ary rehefa hatodika mankany amin’ireo olon’ny Afobe ny fijerin’izy ireo dia hiteny izy ireo manao hoe : “Tomponay oh ! Aza atao miaraka amin’ireo vahoaka mpanao ny tsy rariny izahay”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 45-49 — Surah Al-A'raf

45الَّذِينَ يَصُدُّونَ عَن سَبِيلِ اللَّهِ وَيَبْغُونَهَا عِوَجًا وَهُم بِالْآخِرَةِ كَافِرُونَ
Dia ireo izay misakana ny lalàn’I Allah ka mitady ny hampiholakolaka izany, ary izy ireo dia tsy mino ny any an-koatra.
46وَبَيْنَهُمَا حِجَابٌ ۚ وَعَلَى الْأَعْرَافِ رِجَالٌ يَعْرِفُونَ كُلًّا بِسِيمَاهُمْ ۚ وَنَادَوْا أَصْحَابَ الْجَنَّةِ أَن سَلَامٌ عَلَيْكُمْ ۚ لَمْ يَدْخُلُوهَا وَهُمْ يَطْمَعُونَ
Ary hisy takona manelanelana azy roa tonta, ary eo ambonin’ny Al-A’rãf [86] dia hisy olona maro izay hahafantatra ny olon-drehetra amin’ny sori-pamantarana izay misy amin’izy ireo. Ary hiantso ny olon’ny Paradisa izy ireo manao hoe : “Fiadanana anie ho aminareo !” Ary izy ireo dia tsy tafiditra tao na dia naniry izany fatratra aza.
47۞ وَإِذَا صُرِفَتْ أَبْصَارُهُمْ تِلْقَاءَ أَصْحَابِ النَّارِ قَالُوا رَبَّنَا لَا تَجْعَلْنَا مَعَ الْقَوْمِ الظَّالِمِينَ
Ary rehefa hatodika mankany amin’ireo olon’ny Afobe ny fijerin’izy ireo dia hiteny izy ireo manao hoe : “Tomponay oh ! Aza atao miaraka amin’ireo vahoaka mpanao ny tsy rariny izahay”.
48وَنَادَىٰ أَصْحَابُ الْأَعْرَافِ رِجَالًا يَعْرِفُونَهُم بِسِيمَاهُمْ قَالُوا مَا أَغْنَىٰ عَنكُمْ جَمْعُكُمْ وَمَا كُنتُمْ تَسْتَكْبِرُونَ
Ary ireo olon’ny Al-A’rãf dia hiantso ireo olona maro fantatr’izy ireo amin’ny alalan’ny sori-pamantarana izay misy amin’izy ireo ka hiteny manao hoe : “Tsy nahazo tombony ianareo tamin’izay rehetra nangoninareo sy izay nampiavonavona anareo !
49أَهَٰؤُلَاءِ الَّذِينَ أَقْسَمْتُمْ لَا يَنَالُهُمُ اللَّهُ بِرَحْمَةٍ ۚ ادْخُلُوا الْجَنَّةَ لَا خَوْفٌ عَلَيْكُمْ وَلَا أَنتُمْ تَحْزَنُونَ
Moa ve tsy izy ireny no nianianareo fa tsy hahazo ny famindram-pòn’I Allah velively ? Midira amin’ny paradisa ianareo ! Tsy hisy tahotra ianareo ary tsy halahelo ihany koa.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
47Andininy

Fandikana — Al-A'raf 47

Surah Al-A'raf Andininy 47 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary rehefa hatodika mankany amin’ireo olon’ny Afobe ny fijerin’izy ireo…

Surah Andininy 47/206 — Surah Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'raf Henoy, Surah Al-A'raf Fandikana, Surah Al-A'raf mp3, Surah Al-A'raf pdf. Andininy 45–49. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers