Al-A'raf · 54/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
إِنَّ رَبَّكُمُ اللَّهُ الَّذِي خَلَقَ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ فِي سِتَّةِ أَيَّامٍ ثُمَّ اسْتَوَىٰ عَلَى الْعَرْشِ يُغْشِي اللَّيْلَ النَّهَارَ يَطْلُبُهُ حَثِيثًا وَالشَّمْسَ وَالْقَمَرَ وَالنُّجُومَ مُسَخَّرَاتٍ بِأَمْرِهِ ۗ أَلَا لَهُ الْخَلْقُ وَالْأَمْرُ ۗ تَبَارَكَ اللَّهُ رَبُّ الْعَالَمِينَ ۝٥٤
Inna Rabbakkumul laahul lazee khalaqas sammaawaati wal arda fee sittati qiyaamin summmas tawaa `alal `arshi yughshil lailan nahaara yatlu buhoo haseesanw washshamsa walqamara wannujooma musakhkharaatim bi amrih; alaa lahul khalqu wal-amr; tabaarakal laahu Rabbul `aalameen
📖 Dikany Malagasy
Marina fa ny Tomponareo dia Allah izay nahary ireo lanitra sy ny tany tao anatin’ny enin'andro, avy eo izy dia nitoetra (istawã) teo ambonin’ny seza fiandrianana. Ary ny alina nataony handrakotra ny andro no sady manenjika azy tsy ankijanona. Ary (Izy no nahary) ny masoandro, ny volana sy ireo kintana, izy ireo dia mankato ny baikony avokoa. Moa ve tsy Azy irery ny famoronana sy ny fibaikoana ? Voninahitra anie ho an’I Allah, Tompon’izao Tontolo izao.
🎧 Henoy

📜 Andininy 52-56 — Al-A'raf

52وَلَقَدْ جِئْنَاهُم بِكِتَابٍ فَصَّلْنَاهُ عَلَىٰ عِلْمٍ هُدًى وَرَحْمَةً لِّقَوْمٍ يُؤْمِنُونَ
Ary efa nitondra Boky ho azy ireo izahay, ka nohazavanay antsipiriany izany, amim-pahalalana, ho tari-dàlana sy famindra-po ho an’ireo vahoaka mino.
53هَلْ يَنظُرُونَ إِلَّا تَأْوِيلَهُ ۚ يَوْمَ يَأْتِي تَأْوِيلُهُ يَقُولُ الَّذِينَ نَسُوهُ مِن قَبْلُ قَدْ جَاءَتْ رُسُلُ رَبِّنَا بِالْحَقِّ فَهَل لَّنَا مِن شُفَعَاءَ فَيَشْفَعُوا لَنَا أَوْ نُرَدُّ فَنَعْمَلَ غَيْرَ الَّذِي كُنَّا نَعْمَلُ ۚ قَدْ خَسِرُوا أَنفُسَهُمْ وَضَلَّ عَنْهُم مَّا كَانُوا يَفْتَرُونَ
Moa ve hiandry izy ireo afa-tsy ny fahantanterahan' izany ? Amin’ny andro hahatongavan’ny fahatanterahan’izany dia hiteny ireo izay nanadino izany teo aloha manao hoe : “Efa tonga ireo iraky ny Tomponay miaraka amin’ny fahamarinana, ka moa ve manana mpanelanelana izahay mba hanao fanelanelanana ho anay ? Na koa haverina izahay ka hanao asa ankoatry ny asa nataonay teo aloha ?” Efa namono antoka ny tenany izy ireo ary nandao azy ireo izay noforoniny.
54إِنَّ رَبَّكُمُ اللَّهُ الَّذِي خَلَقَ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ فِي سِتَّةِ أَيَّامٍ ثُمَّ اسْتَوَىٰ عَلَى الْعَرْشِ يُغْشِي اللَّيْلَ النَّهَارَ يَطْلُبُهُ حَثِيثًا وَالشَّمْسَ وَالْقَمَرَ وَالنُّجُومَ مُسَخَّرَاتٍ بِأَمْرِهِ ۗ أَلَا لَهُ الْخَلْقُ وَالْأَمْرُ ۗ تَبَارَكَ اللَّهُ رَبُّ الْعَالَمِينَ
Marina fa ny Tomponareo dia Allah izay nahary ireo lanitra sy ny tany tao anatin’ny enin'andro, avy eo izy dia nitoetra (istawã) teo ambonin’ny seza fiandrianana. Ary ny alina nataony handrakotra ny andro no sady manenjika azy tsy ankijanona. Ary (Izy no nahary) ny masoandro, ny volana sy ireo kintana, izy ireo dia mankato ny baikony avokoa. Moa ve tsy Azy irery ny famoronana sy ny fibaikoana ? Voninahitra anie ho an’I Allah, Tompon’izao Tontolo izao.
55ادْعُوا رَبَّكُمْ تَضَرُّعًا وَخُفْيَةً ۚ إِنَّهُ لَا يُحِبُّ الْمُعْتَدِينَ
Mangataha amin’ny Tomponareo amim-panetre-tena ary amim-pahanginana, tena marina fa Izy (Allah) dia tsy tia ireo mpandika lalàna.
56وَلَا تُفْسِدُوا فِي الْأَرْضِ بَعْدَ إِصْلَاحِهَا وَادْعُوهُ خَوْفًا وَطَمَعًا ۚ إِنَّ رَحْمَتَ اللَّهِ قَرِيبٌ مِّنَ الْمُحْسِنِينَ
Ary ianareo aza manao asa fanimbana eto ambonin'ny tany aorian’ny fanatsarana azy, ary mangataha Aminy ianareo amim-patahorana sy amim-panantenana. Marina fa ny famindram-pon’ny Tomponao dia akaiky ireo mpanao soa.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
54Andininy

Fandikana — Al-A'raf 54

Surah Al-A'raf Andininy 54 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Marina fa ny Tomponareo dia Allah izay nahary ireo lanitra…

Surah Andininy 54/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 52–56. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers