Al-A'raf · 77/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
فَعَقَرُوا النَّاقَةَ وَعَتَوْا عَنْ أَمْرِ رَبِّهِمْ وَقَالُوا يَا صَالِحُ ائْتِنَا بِمَا تَعِدُنَا إِن كُنتَ مِنَ الْمُرْسَلِينَ ۝٧٧
Fa`aqarun naaqata wa`ataw `an amri Rabbihim wa qaaloo yaa Saalihu` tinaa bimaa ta`idunaaa in kunta minal mursaleen
📖 Dikany Malagasy
Novonoin’izy ireo ilay ramevavavy no sady tsy nankato ny didin’ny Tompony izy ireo ary niteny hoe : “Oh ry Soãlihy! Alefaso aminay izay nampanantenainao anay raha toa ka isan’ireo Iraka (nalefan’I Allah) Ianao.
🎧 Henoy

📜 Andininy 75-79 — Al-A'raf

75قَالَ الْمَلَأُ الَّذِينَ اسْتَكْبَرُوا مِن قَوْمِهِ لِلَّذِينَ اسْتُضْعِفُوا لِمَنْ آمَنَ مِنْهُمْ أَتَعْلَمُونَ أَنَّ صَالِحًا مُّرْسَلٌ مِّن رَّبِّهِ ۚ قَالُوا إِنَّا بِمَا أُرْسِلَ بِهِ مُؤْمِنُونَ
Niteny ireo loholona mpanambony tena tamin’ny vahoakany tamin’ireo nino izay niharan’ny tsindry hazolena hoe : “Moa ve fantatrareo fa i Soãlihy dia Iraka avy amin’i Tompony?” Niteny izy ireo hoe : “Marina fa izahay dia mino izay nalefa Aminy”.
76قَالَ الَّذِينَ اسْتَكْبَرُوا إِنَّا بِالَّذِي آمَنتُم بِهِ كَافِرُونَ
Niteny ireo izay nanambony tena nanao hoe : “Izahay dia tsy nino mihitsy izay inoanareo”.
77فَعَقَرُوا النَّاقَةَ وَعَتَوْا عَنْ أَمْرِ رَبِّهِمْ وَقَالُوا يَا صَالِحُ ائْتِنَا بِمَا تَعِدُنَا إِن كُنتَ مِنَ الْمُرْسَلِينَ
Novonoin’izy ireo ilay ramevavavy no sady tsy nankato ny didin’ny Tompony izy ireo ary niteny hoe : “Oh ry Soãlihy! Alefaso aminay izay nampanantenainao anay raha toa ka isan’ireo Iraka (nalefan’I Allah) Ianao.
78فَأَخَذَتْهُمُ الرَّجْفَةُ فَأَصْبَحُوا فِي دَارِهِمْ جَاثِمِينَ
Dia namely azy ireo ny horohoron-tany, ka indro izy ireo fa nitsitra teo amin’ny toeram-ponenany daholo.
79فَتَوَلَّىٰ عَنْهُمْ وَقَالَ يَا قَوْمِ لَقَدْ أَبْلَغْتُكُمْ رِسَالَةَ رَبِّي وَنَصَحْتُ لَكُمْ وَلَٰكِن لَّا تُحِبُّونَ النَّاصِحِينَ
Ka niamboho azy ireo izy ary niteny hoe : “Ry vahoahako! Efa nampitaiko taminareo ny hafatry ny Tompoko ary nanolo-tsaina anareo aho, saingy tsy tia ireo mpanolo-tsaina ianareo”.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
77Andininy

Fandikana — Al-A'raf 77

Surah Al-A'raf Andininy 77 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Novonoin’izy ireo ilay ramevavavy no sady tsy nankato ny didin’ny…

Surah Andininy 77/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 75–79. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers