Al-A'raf · 76/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
قَالَ الَّذِينَ اسْتَكْبَرُوا إِنَّا بِالَّذِي آمَنتُم بِهِ كَافِرُونَ ۝٧٦
Qaalal lazeenas takbarooo innaa billazeee aamanntum bihee kaafiroon
📖 Dikany Malagasy
Niteny ireo izay nanambony tena nanao hoe : “Izahay dia tsy nino mihitsy izay inoanareo”.
🎧 Henoy

📜 Andininy 74-78 — Al-A'raf

74وَاذْكُرُوا إِذْ جَعَلَكُمْ خُلَفَاءَ مِن بَعْدِ عَادٍ وَبَوَّأَكُمْ فِي الْأَرْضِ تَتَّخِذُونَ مِن سُهُولِهَا قُصُورًا وَتَنْحِتُونَ الْجِبَالَ بُيُوتًا ۖ فَاذْكُرُوا آلَاءَ اللَّهِ وَلَا تَعْثَوْا فِي الْأَرْضِ مُفْسِدِينَ
Ary tsarovy raha nataony ho mpandimby toerana taorian’ny fokon’ny Aad ianareo, ka napetrany teo ambonin’ny tany ianareo. Nanorina lapa maro ianareo tamin’ireo tany lemaka, ary nolavahanareo ireo tendrombohitra ho trano. Ka tsarovinareo ireo fahasoavan’I Allah, ary aza miely eto ambonin'ny tany ianareo amin’ny fanaovana ny asa fanimbana”.
75قَالَ الْمَلَأُ الَّذِينَ اسْتَكْبَرُوا مِن قَوْمِهِ لِلَّذِينَ اسْتُضْعِفُوا لِمَنْ آمَنَ مِنْهُمْ أَتَعْلَمُونَ أَنَّ صَالِحًا مُّرْسَلٌ مِّن رَّبِّهِ ۚ قَالُوا إِنَّا بِمَا أُرْسِلَ بِهِ مُؤْمِنُونَ
Niteny ireo loholona mpanambony tena tamin’ny vahoakany tamin’ireo nino izay niharan’ny tsindry hazolena hoe : “Moa ve fantatrareo fa i Soãlihy dia Iraka avy amin’i Tompony?” Niteny izy ireo hoe : “Marina fa izahay dia mino izay nalefa Aminy”.
76قَالَ الَّذِينَ اسْتَكْبَرُوا إِنَّا بِالَّذِي آمَنتُم بِهِ كَافِرُونَ
Niteny ireo izay nanambony tena nanao hoe : “Izahay dia tsy nino mihitsy izay inoanareo”.
77فَعَقَرُوا النَّاقَةَ وَعَتَوْا عَنْ أَمْرِ رَبِّهِمْ وَقَالُوا يَا صَالِحُ ائْتِنَا بِمَا تَعِدُنَا إِن كُنتَ مِنَ الْمُرْسَلِينَ
Novonoin’izy ireo ilay ramevavavy no sady tsy nankato ny didin’ny Tompony izy ireo ary niteny hoe : “Oh ry Soãlihy! Alefaso aminay izay nampanantenainao anay raha toa ka isan’ireo Iraka (nalefan’I Allah) Ianao.
78فَأَخَذَتْهُمُ الرَّجْفَةُ فَأَصْبَحُوا فِي دَارِهِمْ جَاثِمِينَ
Dia namely azy ireo ny horohoron-tany, ka indro izy ireo fa nitsitra teo amin’ny toeram-ponenany daholo.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
76Andininy

Fandikana — Al-A'raf 76

Surah Al-A'raf Andininy 76 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny ireo izay nanambony tena nanao hoe : “Izahay dia…

Surah Andininy 76/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 74–78. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers