Al-A'raf · 78/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
فَأَخَذَتْهُمُ الرَّجْفَةُ فَأَصْبَحُوا فِي دَارِهِمْ جَاثِمِينَ ۝٧٨
Fa akhazat humur rajftu fa asbahoo fee daarihim jaasimmeen
📖 Dikany Malagasy
Dia namely azy ireo ny horohoron-tany, ka indro izy ireo fa nitsitra teo amin’ny toeram-ponenany daholo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 76-80 — Al-A'raf

76قَالَ الَّذِينَ اسْتَكْبَرُوا إِنَّا بِالَّذِي آمَنتُم بِهِ كَافِرُونَ
Niteny ireo izay nanambony tena nanao hoe : “Izahay dia tsy nino mihitsy izay inoanareo”.
77فَعَقَرُوا النَّاقَةَ وَعَتَوْا عَنْ أَمْرِ رَبِّهِمْ وَقَالُوا يَا صَالِحُ ائْتِنَا بِمَا تَعِدُنَا إِن كُنتَ مِنَ الْمُرْسَلِينَ
Novonoin’izy ireo ilay ramevavavy no sady tsy nankato ny didin’ny Tompony izy ireo ary niteny hoe : “Oh ry Soãlihy! Alefaso aminay izay nampanantenainao anay raha toa ka isan’ireo Iraka (nalefan’I Allah) Ianao.
78فَأَخَذَتْهُمُ الرَّجْفَةُ فَأَصْبَحُوا فِي دَارِهِمْ جَاثِمِينَ
Dia namely azy ireo ny horohoron-tany, ka indro izy ireo fa nitsitra teo amin’ny toeram-ponenany daholo.
79فَتَوَلَّىٰ عَنْهُمْ وَقَالَ يَا قَوْمِ لَقَدْ أَبْلَغْتُكُمْ رِسَالَةَ رَبِّي وَنَصَحْتُ لَكُمْ وَلَٰكِن لَّا تُحِبُّونَ النَّاصِحِينَ
Ka niamboho azy ireo izy ary niteny hoe : “Ry vahoahako! Efa nampitaiko taminareo ny hafatry ny Tompoko ary nanolo-tsaina anareo aho, saingy tsy tia ireo mpanolo-tsaina ianareo”.
80وَلُوطًا إِذْ قَالَ لِقَوْمِهِ أَتَأْتُونَ الْفَاحِشَةَ مَا سَبَقَكُم بِهَا مِنْ أَحَدٍ مِّنَ الْعَالَمِينَ
Ary (tsarovy) i Lota, “Rehefa niteny tamin’ny vahoakany hoe : “Ianareo ve manao ny asa vetaveta izay tsy mbola nisy nanao izany teo alohanareo?.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
78Andininy

Fandikana — Al-A'raf 78

Surah Al-A'raf Andininy 78 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia namely azy ireo ny horohoron-tany, ka indro izy ireo…

Surah Andininy 78/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 76–80. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers