Al-Muddaththir · 20/56
Fandikana Fanononana — Al-Muddaththir
ثُمَّ قُتِلَ كَيْفَ قَدَّرَ ۝٢٠
Summa qutila kaifa qaddar
📖 Dikany Malagasy
Eny ! Aoka ho faty izy ! Araka izay fanapaha-keviny !

🎧 Henoy


📜 Andininy 18-22 — Al-Muddaththir

18إِنَّهُ فَكَّرَ وَقَدَّرَ
Nieritreritra izy ary nanapa-kevitra.
19فَقُتِلَ كَيْفَ قَدَّرَ
Aoka ho faty izy ! Araka izay fanapahan-keviny !
20ثُمَّ قُتِلَ كَيْفَ قَدَّرَ
Eny ! Aoka ho faty izy ! Araka izay fanapaha-keviny !
21ثُمَّ نَظَرَ
Avy eo dia nijery izy !
22ثُمَّ عَبَسَ وَبَسَرَ
Nikentrona izy no sady nanjombona ny endriny.
Al-MuddaththirFizahan-takila Koraña
56Andininy
MeccanRevelation
20Andininy

Fandikana — Al-Muddaththir 20

Surah Al-Muddaththir Andininy 20 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Eny ! Aoka ho faty izy ! Araka izay fanapaha-keviny…

Surah Andininy 20/56 — Al-Muddaththir المدثر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Muddaththir Henoy, Al-Muddaththir Fandikana, Al-Muddaththir mp3, Al-Muddaththir pdf. Andininy 18–22. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers