Al-Insan · 19/31
Fandikana Fanononana — Surah Al-Insan
۞ وَيَطُوفُ عَلَيْهِمْ وِلْدَانٌ مُّخَلَّدُونَ إِذَا رَأَيْتَهُمْ حَسِبْتَهُمْ لُؤْلُؤًا مَّنثُورًا ۝١٩
Wa yatoofu `alaihim wildaanum mukhalladoona izaa ra aytahum hasibtahum lu`lu `am mansoora
📖 Dikany Malagasy
Ary hisy tovolahy lalandava, hivezivezy eo amin'izy ireo. Raha mahita azy ireo ianao, dia heverinao ho toy ny vatosoa miparitaka izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 17-21 — Surah Al-Insan

17وَيُسْقَوْنَ فِيهَا كَأْسًا كَانَ مِزَاجُهَا زَنجَبِيلًا
Ary hampisotroina rano amin'ny kaopy izay misy sakamalao izy ireo ao.
18عَيْنًا فِيهَا تُسَمَّىٰ سَلْسَبِيلًا
Notovozina tao amin'ny loharano antsoina hoe Salsabil.
19۞ وَيَطُوفُ عَلَيْهِمْ وِلْدَانٌ مُّخَلَّدُونَ إِذَا رَأَيْتَهُمْ حَسِبْتَهُمْ لُؤْلُؤًا مَّنثُورًا
Ary hisy tovolahy lalandava, hivezivezy eo amin'izy ireo. Raha mahita azy ireo ianao, dia heverinao ho toy ny vatosoa miparitaka izy ireo.
20وَإِذَا رَأَيْتَ ثَمَّ رَأَيْتَ نَعِيمًا وَمُلْكًا كَبِيرًا
Ary rehefa mijery any ianao, dia hahita fahafinaretana sy fanjakana midadasika.
21عَالِيَهُمْ ثِيَابُ سُندُسٍ خُضْرٌ وَإِسْتَبْرَقٌ ۖ وَحُلُّوا أَسَاوِرَ مِن فِضَّةٍ وَسَقَاهُمْ رَبُّهُمْ شَرَابًا طَهُورًا
Hanao akanjo maintso parasily, sy lamba lasoà rakofam-bolamena izy ireo, hiravaka haba fehin-tanana volafotsy. Ary hampisotroin'ny Tompony zava-pisotro tena madio izy ireo.
Al-InsanFizahan-takila Koraña
31Andininy
MedinanRevelation
19Andininy

Fandikana — Al-Insan 19

Surah Al-Insan Andininy 19 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary hisy tovolahy lalandava, hivezivezy eo amin'izy ireo. Raha mahita…

Surah Andininy 19/31 — Surah Al-Insan الإنسان (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Insan Henoy, Surah Al-Insan Fandikana, Surah Al-Insan mp3, Surah Al-Insan pdf. Andininy 17–21. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers