Al-Insan · 18/31
Fandikana Fanononana — Surah Al-Insan
عَيْنًا فِيهَا تُسَمَّىٰ سَلْسَبِيلًا ۝١٨
Aynan feeha tusammaa salsabeelaa
📖 Dikany Malagasy
Notovozina tao amin'ny loharano antsoina hoe Salsabil.

🎧 Henoy


📜 Andininy 16-20 — Surah Al-Insan

16قَوَارِيرَ مِن فِضَّةٍ قَدَّرُوهَا تَقْدِيرًا
Amin'ny volafotsy mangirana, izay voafatra tsara ny fisotro ao anatiny.
17وَيُسْقَوْنَ فِيهَا كَأْسًا كَانَ مِزَاجُهَا زَنجَبِيلًا
Ary hampisotroina rano amin'ny kaopy izay misy sakamalao izy ireo ao.
18عَيْنًا فِيهَا تُسَمَّىٰ سَلْسَبِيلًا
Notovozina tao amin'ny loharano antsoina hoe Salsabil.
19۞ وَيَطُوفُ عَلَيْهِمْ وِلْدَانٌ مُّخَلَّدُونَ إِذَا رَأَيْتَهُمْ حَسِبْتَهُمْ لُؤْلُؤًا مَّنثُورًا
Ary hisy tovolahy lalandava, hivezivezy eo amin'izy ireo. Raha mahita azy ireo ianao, dia heverinao ho toy ny vatosoa miparitaka izy ireo.
20وَإِذَا رَأَيْتَ ثَمَّ رَأَيْتَ نَعِيمًا وَمُلْكًا كَبِيرًا
Ary rehefa mijery any ianao, dia hahita fahafinaretana sy fanjakana midadasika.
Al-InsanFizahan-takila Koraña
31Andininy
MedinanRevelation
18Andininy

Fandikana — Al-Insan 18

Surah Al-Insan Andininy 18 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Notovozina tao amin'ny loharano antsoina hoe Salsabil.

Surah Andininy 18/31 — Surah Al-Insan الإنسان (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Insan Henoy, Surah Al-Insan Fandikana, Surah Al-Insan mp3, Surah Al-Insan pdf. Andininy 16–20. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers