Al-Insan · 9/31
Fandikana Fanononana — Al-Insan
إِنَّمَا نُطْعِمُكُمْ لِوَجْهِ اللَّهِ لَا نُرِيدُ مِنكُمْ جَزَاءً وَلَا شُكُورًا ۝٩
Innaamaa nut`imukum li wajhil laahi laa nureedu minkum jazaaa`anw wa laa shukooraa
📖 Dikany Malagasy
ka miteny hoe : "Nohon'ny voninahitr'i Allah no anomezanay sakafo anareo, tsy mitady valisoa na fisaorana avy aminareo izahay.
🎧 Henoy

📜 Andininy 7-11 — Al-Insan

7يُوفُونَ بِالنَّذْرِ وَيَخَافُونَ يَوْمًا كَانَ شَرُّهُ مُسْتَطِيرًا
tanterahian'izy ireo ny voadiny, ary atahorany ny andro hiparitahan'ny ratsy.
8وَيُطْعِمُونَ الطَّعَامَ عَلَىٰ حُبِّهِ مِسْكِينًا وَيَتِيمًا وَأَسِيرًا
Ary manome sakafo ho an'ny mahantra izy ireo, ny kamboty, sy ny voababo na dia eo aza ny fitiavany izany.
9إِنَّمَا نُطْعِمُكُمْ لِوَجْهِ اللَّهِ لَا نُرِيدُ مِنكُمْ جَزَاءً وَلَا شُكُورًا
ka miteny hoe : "Nohon'ny voninahitr'i Allah no anomezanay sakafo anareo, tsy mitady valisoa na fisaorana avy aminareo izahay.
10إِنَّا نَخَافُ مِن رَّبِّنَا يَوْمًا عَبُوسًا قَمْطَرِيرًا
Matahotra ilay andro mampihorohoro sy feno loza avy amin'ny Tomponay izahay.
11فَوَقَاهُمُ اللَّهُ شَرَّ ذَٰلِكَ الْيَوْمِ وَلَقَّاهُمْ نَضْرَةً وَسُرُورًا
Koa harovan'I Allah amin'ny ratsy izy ireo amin'io andro io, ary hampifanojoany amin'ny hatsarana sy hafaliana,
Al-InsanFizahan-takila Koraña
31Andininy
MedinanRevelation
9Andininy

Fandikana — Al-Insan 9

Surah Al-Insan Andininy 9 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ka miteny hoe : "Nohon'ny voninahitr'i Allah no anomezanay sakafo…

Surah Andininy 9/31 — Al-Insan الإنسان (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Insan Henoy, Al-Insan Fandikana, Al-Insan mp3, Al-Insan pdf. Andininy 7–11. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers