An-Naba · 10/40
Fandikana Fanononana — An-Naba
وَجَعَلْنَا اللَّيْلَ لِبَاسًا ۝١٠
Waja`alnal laila libasa
📖 Dikany Malagasy
Ary nataoko ho toy ny firakotra ho anareo ny aizin'ny alina.
🎧 Henoy

📜 Andininy 8-12 — An-Naba

8وَخَلَقْنَاكُمْ أَزْوَاجًا
Ary nohariako ho lahy sy vavy ianareo.
9وَجَعَلْنَا نَوْمَكُمْ سُبَاتًا
Ary nataoko ho fialan-tsasatra ho anareo ny torimasonareo.
10وَجَعَلْنَا اللَّيْلَ لِبَاسًا
Ary nataoko ho toy ny firakotra ho anareo ny aizin'ny alina.
11وَجَعَلْنَا النَّهَارَ مَعَاشًا
Ary nataoko ho fitadiavam-pivelomana ho anareo ny atoandro.
12وَبَنَيْنَا فَوْقَكُمْ سَبْعًا شِدَادًا
Ary naoriko eo amboninareo ireo lanitra fito sosona mafy orina.
An-NabaFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
10Andininy

Fandikana — An-Naba 10

Surah An-Naba Andininy 10 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nataoko ho toy ny firakotra ho anareo ny aizin'ny…

Surah Andininy 10/40 — An-Naba النبأ (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: An-Naba Henoy, An-Naba Fandikana, An-Naba mp3, An-Naba pdf. Andininy 8–12. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers