An-Naba · 9/40
Fandikana Fanononana — Surah An-Naba
وَجَعَلْنَا نَوْمَكُمْ سُبَاتًا ۝٩
Waja`alnan naumakum subata
📖 Dikany Malagasy
Ary nataoko ho fialan-tsasatra ho anareo ny torimasonareo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 7-11 — Surah An-Naba

7وَالْجِبَالَ أَوْتَادًا
Ary ireo tendrombohitra ho toy ny andry iankinany?
8وَخَلَقْنَاكُمْ أَزْوَاجًا
Ary nohariako ho lahy sy vavy ianareo.
9وَجَعَلْنَا نَوْمَكُمْ سُبَاتًا
Ary nataoko ho fialan-tsasatra ho anareo ny torimasonareo.
10وَجَعَلْنَا اللَّيْلَ لِبَاسًا
Ary nataoko ho toy ny firakotra ho anareo ny aizin'ny alina.
11وَجَعَلْنَا النَّهَارَ مَعَاشًا
Ary nataoko ho fitadiavam-pivelomana ho anareo ny atoandro.
An-NabaFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
9Andininy

Fandikana — An-Naba 9

Surah An-Naba Andininy 9 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nataoko ho fialan-tsasatra ho anareo ny torimasonareo.

Surah Andininy 9/40 — Surah An-Naba النبأ (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Naba Henoy, Surah An-Naba Fandikana, Surah An-Naba mp3, Surah An-Naba pdf. Andininy 7–11. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers