An-Naba · 30/40
Fandikana Fanononana — Surah An-Naba
فَذُوقُوا فَلَن نَّزِيدَكُمْ إِلَّا عَذَابًا ۝٣٠
Fa zooqoo falan-nazee dakum ill-laa azaaba
📖 Dikany Malagasy
koa dia andramo ary! Tsy hanampy anareo na oviana na oviana Aho afa-tsy ny sazy,

🎧 Henoy


📜 Andininy 28-32 — Surah An-Naba

28وَكَذَّبُوا بِآيَاتِنَا كِذَّابًا
nataon'izy ireo ho lainga mandrakariva ny faminaniana nalefako,
29وَكُلَّ شَيْءٍ أَحْصَيْنَاهُ كِتَابًا
Ny zava-drehetra anefa dia efa noraiketiko an-tsoratra avokoa,
30فَذُوقُوا فَلَن نَّزِيدَكُمْ إِلَّا عَذَابًا
koa dia andramo ary! Tsy hanampy anareo na oviana na oviana Aho afa-tsy ny sazy,
31إِنَّ لِلْمُتَّقِينَ مَفَازًا
Ireo matahotra an'iAllah kosa dia hahazo ny fahombiazana,
32حَدَائِقَ وَأَعْنَابًا
ao ireo saha maintso mavana sy karazam-boaloboka,
An-NabaFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
30Andininy

Fandikana — An-Naba 30

Surah An-Naba Andininy 30 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : koa dia andramo ary! Tsy hanampy anareo na oviana na…

Surah Andininy 30/40 — Surah An-Naba النبأ (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Naba Henoy, Surah An-Naba Fandikana, Surah An-Naba mp3, Surah An-Naba pdf. Andininy 28–32. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers