An-Naba · 34/40
Fandikana Fanononana — Surah An-Naba
وَكَأْسًا دِهَاقًا ۝٣٤
Wa ka`san di haaqa
📖 Dikany Malagasy
ireo zava-pisotroana mitosaka nohon'ny hafenoany,

🎧 Henoy


📜 Andininy 32-36 — Surah An-Naba

32حَدَائِقَ وَأَعْنَابًا
ao ireo saha maintso mavana sy karazam-boaloboka,
33وَكَوَاعِبَ أَتْرَابًا
ireo tovovavy ao anatin'ny hatanorana lalandava ,
34وَكَأْسًا دِهَاقًا
ireo zava-pisotroana mitosaka nohon'ny hafenoany,
35لَّا يَسْمَعُونَ فِيهَا لَغْوًا وَلَا كِذَّابًا
Tsy handre teny ratsy sy lainga ao izy ireo,
36جَزَاءً مِّن رَّبِّكَ عَطَاءً حِسَابًا
Izany dia valisoa avy amin'ny tomponao, fanomezana tena ara-drariny,
An-NabaFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
34Andininy

Fandikana — An-Naba 34

Surah An-Naba Andininy 34 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ireo zava-pisotroana mitosaka nohon'ny hafenoany,

Surah Andininy 34/40 — Surah An-Naba النبأ (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Naba Henoy, Surah An-Naba Fandikana, Surah An-Naba mp3, Surah An-Naba pdf. Andininy 32–36. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers