An-Naba · 35/40
Fandikana Fanononana — Surah An-Naba
لَّا يَسْمَعُونَ فِيهَا لَغْوًا وَلَا كِذَّابًا ۝٣٥
Laa yasma`oona fiha lagh waw walaa kizzaba
📖 Dikany Malagasy
Tsy handre teny ratsy sy lainga ao izy ireo,

🎧 Henoy


📜 Andininy 33-37 — Surah An-Naba

33وَكَوَاعِبَ أَتْرَابًا
ireo tovovavy ao anatin'ny hatanorana lalandava ,
34وَكَأْسًا دِهَاقًا
ireo zava-pisotroana mitosaka nohon'ny hafenoany,
35لَّا يَسْمَعُونَ فِيهَا لَغْوًا وَلَا كِذَّابًا
Tsy handre teny ratsy sy lainga ao izy ireo,
36جَزَاءً مِّن رَّبِّكَ عَطَاءً حِسَابًا
Izany dia valisoa avy amin'ny tomponao, fanomezana tena ara-drariny,
37رَّبِّ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَمَا بَيْنَهُمَا الرَّحْمَٰنِ ۖ لَا يَمْلِكُونَ مِنْهُ خِطَابًا
Ilay Tompon'ny lanitra sy ny tany; ary izay rehetra eo anelanelan'izy roa ireo, ary tsy hanam-pahefana hilao-bava ho Azy izy ireo,
An-NabaFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
35Andininy

Fandikana — An-Naba 35

Surah An-Naba Andininy 35 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy handre teny ratsy sy lainga ao izy ireo,

Surah Andininy 35/40 — Surah An-Naba النبأ (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Naba Henoy, Surah An-Naba Fandikana, Surah An-Naba mp3, Surah An-Naba pdf. Andininy 33–37. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers