An-Nazi'at · 17/46
Fandikana Fanononana — Surah An-Nazi'at
اذْهَبْ إِلَىٰ فِرْعَوْنَ إِنَّهُ طَغَىٰ ۝١٧
Izhab ilaa fir`auna innahu taghaa
📖 Dikany Malagasy
Mandehana ianao any amin'ny Farao, fa raha ny tena marina dia efa mpikomy izy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 15-19 — Surah An-Nazi'at

15هَلْ أَتَاكَ حَدِيثُ مُوسَىٰ
Moa ve tonga taminao ny tantaran'i Moosa?
16إِذْ نَادَاهُ رَبُّهُ بِالْوَادِ الْمُقَدَّسِ طُوًى
Tamin'ny niantsoan'ny Tompony azy tao an-dohasaha masin'i To'a?
17اذْهَبْ إِلَىٰ فِرْعَوْنَ إِنَّهُ طَغَىٰ
Mandehana ianao any amin'ny Farao, fa raha ny tena marina dia efa mpikomy izy.
18فَقُلْ هَل لَّكَ إِلَىٰ أَن تَزَكَّىٰ
Ary lazao azy hoe: " Manana faniriana hanadio tena ve ianao?
19وَأَهْدِيَكَ إِلَىٰ رَبِّكَ فَتَخْشَىٰ
Ka hotarihiko ho amin'ny fanompoana ny tomponao mba hanampahatahorana Azy ?
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
17Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 17

Surah An-Nazi'at Andininy 17 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mandehana ianao any amin'ny Farao, fa raha ny tena marina…

Surah Andininy 17/46 — Surah An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nazi'at Henoy, Surah An-Nazi'at Fandikana, Surah An-Nazi'at mp3, Surah An-Nazi'at pdf. Andininy 15–19. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers