An-Nazi'at · 21/46
Fandikana Fanononana — Surah An-Nazi'at
فَكَذَّبَ وَعَصَىٰ ۝٢١
Fa kazzaba wa asaa
📖 Dikany Malagasy
Nihevitra izany ho lainga anefa izy ka dia tsy nankato,

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 19-23 — Surah An-Nazi'at

19وَأَهْدِيَكَ إِلَىٰ رَبِّكَ فَتَخْشَىٰ
Ka hotarihiko ho amin'ny fanompoana ny tomponao mba hanampahatahorana Azy ?
20فَأَرَاهُ الْآيَةَ الْكُبْرَىٰ
Ary dia nasehony azy ny famantarana lehibe.
21فَكَذَّبَ وَعَصَىٰ
Nihevitra izany ho lainga anefa izy ka dia tsy nankato,
22ثُمَّ أَدْبَرَ يَسْعَىٰ
Fa nihodina nanda ny finoana izy ireo ary lasa faingana nanao ny faharatsiana
23فَحَشَرَ فَنَادَىٰ
Dia namory ireo olony izy ary nanao fanambarana.
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
21Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 21

Surah An-Nazi'at Andininy 21 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nihevitra izany ho lainga anefa izy ka dia tsy nankato,

Surah Andininy 21/46 — Surah An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nazi'at Henoy, Surah An-Nazi'at Fandikana, Surah An-Nazi'at mp3, Surah An-Nazi'at pdf. Andininy 19–23. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Wednesday, September 30, 2026

Don't forget us in your sincere prayers