Al-Anfal · 32/75
Fandikana Fanononana — Al-Anfal
وَإِذْ قَالُوا اللَّهُمَّ إِن كَانَ هَٰذَا هُوَ الْحَقَّ مِنْ عِندِكَ فَأَمْطِرْ عَلَيْنَا حِجَارَةً مِّنَ السَّمَاءِ أَوِ ائْتِنَا بِعَذَابٍ أَلِيمٍ ۝٣٢
Wa iz qaalul laahumma in kaana haazaa huwal haqqa min `indika fa amtir `alainaa hijaaratam minas samaaa`i awi`tinaa bi `azaabin alaeem
📖 Dikany Malagasy
Rehefa niteny izy ireo hoe “ o, ry Allah raha izany no fahamarinana avy aminao dia androtsaho vato avy any an-danitra izahay na ko andefaso sazy mangirifiry izahay “
🎧 Henoy

📜 Andininy 30-34 — Al-Anfal

30وَإِذْ يَمْكُرُ بِكَ الَّذِينَ كَفَرُوا لِيُثْبِتُوكَ أَوْ يَقْتُلُوكَ أَوْ يُخْرِجُوكَ ۚ وَيَمْكُرُونَ وَيَمْكُرُ اللَّهُ ۖ وَاللَّهُ خَيْرُ الْمَاكِرِينَ
Ary tsarovinao raha niteti-dratsy anao ireo tsy mpino, ka hisambotra anao na hamono anao mihitsy aza, na handroaka anao. Dia niray tetika daholo izy rehetra, nefa noravan’Allah ny tetik’izy ireo, fa avo fitetika indrindra Allah.
31وَإِذَا تُتْلَىٰ عَلَيْهِمْ آيَاتُنَا قَالُوا قَدْ سَمِعْنَا لَوْ نَشَاءُ لَقُلْنَا مِثْلَ هَٰذَا ۙ إِنْ هَٰذَا إِلَّا أَسَاطِيرُ الْأَوَّلِينَ
Ary raha vakina eo amin’izy ireo fanambaranay dia miteny izy ireo hoe: efa henonay raha sitrakay dia mahavita tahaka izany koa izahay tsy inona izany afa tsy ireo anganon’ireo olona tany aloha ihany.
32وَإِذْ قَالُوا اللَّهُمَّ إِن كَانَ هَٰذَا هُوَ الْحَقَّ مِنْ عِندِكَ فَأَمْطِرْ عَلَيْنَا حِجَارَةً مِّنَ السَّمَاءِ أَوِ ائْتِنَا بِعَذَابٍ أَلِيمٍ
Rehefa niteny izy ireo hoe “ o, ry Allah raha izany no fahamarinana avy aminao dia androtsaho vato avy any an-danitra izahay na ko andefaso sazy mangirifiry izahay “
33وَمَا كَانَ اللَّهُ لِيُعَذِّبَهُمْ وَأَنتَ فِيهِمْ ۚ وَمَا كَانَ اللَّهُ مُعَذِّبَهُمْ وَهُمْ يَسْتَغْفِرُونَ
Ary Allah dia tsy hanasazy azy ireo velively raha mbola eo amin’izy ireo ianao ary tsy hanasazy azy ireo koa Allah raha mbola mangataka famelan-keloka izy ireo.
34وَمَا لَهُمْ أَلَّا يُعَذِّبَهُمُ اللَّهُ وَهُمْ يَصُدُّونَ عَنِ الْمَسْجِدِ الْحَرَامِ وَمَا كَانُوا أَوْلِيَاءَهُ ۚ إِنْ أَوْلِيَاؤُهُ إِلَّا الْمُتَّقُونَ وَلَٰكِنَّ أَكْثَرَهُمْ لَا يَعْلَمُونَ
Inona moa no ananan’izy ireo ka hahatonga an’Allah tsy hanasazy azy? Kanefa izy ireo manosika ny mpino hanalavitra ilay Trano masina fiankohofana (Masjid Al-Haram), na dia tsy mpiambina izany aza izy ireo, fa ny mpiambina izany kosa dia ireo olona vontompinoana. Nefa tsy mahafantatra izany ny ankamaroan’izy ireo.
Al-AnfalFizahan-takila Koraña
75Andininy
MedinanRevelation
32Andininy

Fandikana — Al-Anfal 32

Surah Al-Anfal Andininy 32 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Rehefa niteny izy ireo hoe “ o, ry Allah raha…

Surah Andininy 32/75 — Al-Anfal الأنفال (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Anfal Henoy, Al-Anfal Fandikana, Al-Anfal mp3, Al-Anfal pdf. Andininy 30–34. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers