At-Takwir · 4/29
Fandikana Fanononana — Surah At-Takwir
وَإِذَا الْعِشَارُ عُطِّلَتْ ۝٤
Wa izal `ishaaru `uttilat
📖 Dikany Malagasy
rehefa tsy raharahiana intsony ireo rameva akaiky hiteraka,

🎧 Henoy


📜 Andininy 2-6 — Surah At-Takwir

2وَإِذَا النُّجُومُ انكَدَرَتْ
rehefa hanjavona ny famirapiratan'ireo kintana,
3وَإِذَا الْجِبَالُ سُيِّرَتْ
rehefa hihetsika hiala amin'ny toerany ireo tendrombohitra,
4وَإِذَا الْعِشَارُ عُطِّلَتْ
rehefa tsy raharahiana intsony ireo rameva akaiky hiteraka,
5وَإِذَا الْوُحُوشُ حُشِرَتْ
rehefa tafavory ireo bibidia,
6وَإِذَا الْبِحَارُ سُجِّرَتْ
rehefa manjary nirehitra ny ranomasina,
At-TakwirFizahan-takila Koraña
29Andininy
MeccanRevelation
4Andininy

Fandikana — At-Takwir 4

Surah At-Takwir Andininy 4 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : rehefa tsy raharahiana intsony ireo rameva akaiky hiteraka,

Surah Andininy 4/29 — Surah At-Takwir التكوير (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah At-Takwir Henoy, Surah At-Takwir Fandikana, Surah At-Takwir mp3, Surah At-Takwir pdf. Andininy 2–6. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers