At-Takwir · 3/29
Fandikana Fanononana — Surah At-Takwir
وَإِذَا الْجِبَالُ سُيِّرَتْ ۝٣
Wa izal jibaalu suyyirat
📖 Dikany Malagasy
rehefa hihetsika hiala amin'ny toerany ireo tendrombohitra,

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-5 — Surah At-Takwir

1إِذَا الشَّمْسُ كُوِّرَتْ
Rehefa tsy hisy fahazavana intsony ny masoandro,
2وَإِذَا النُّجُومُ انكَدَرَتْ
rehefa hanjavona ny famirapiratan'ireo kintana,
3وَإِذَا الْجِبَالُ سُيِّرَتْ
rehefa hihetsika hiala amin'ny toerany ireo tendrombohitra,
4وَإِذَا الْعِشَارُ عُطِّلَتْ
rehefa tsy raharahiana intsony ireo rameva akaiky hiteraka,
5وَإِذَا الْوُحُوشُ حُشِرَتْ
rehefa tafavory ireo bibidia,
At-TakwirFizahan-takila Koraña
29Andininy
MeccanRevelation
3Andininy

Fandikana — At-Takwir 3

Surah At-Takwir Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : rehefa hihetsika hiala amin'ny toerany ireo tendrombohitra,

Surah Andininy 3/29 — Surah At-Takwir التكوير (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah At-Takwir Henoy, Surah At-Takwir Fandikana, Surah At-Takwir mp3, Surah At-Takwir pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers