Al-Fajr · 6/30
Fandikana Fanononana — Surah Al-Fajr
أَلَمْ تَرَ كَيْفَ فَعَلَ رَبُّكَ بِعَادٍ ۝٦
Alam tara kaifa fa`ala rabbuka bi`aad
📖 Dikany Malagasy
Moa va tsy nodinihinao ny nanaovan'I Allah ireo vahoaka'i A'ad ?

🎧 Henoy


📜 Andininy 4-8 — Surah Al-Fajr

4وَاللَّيْلِ إِذَا يَسْرِ
ny amin'ny alina rehefa mandalo.
5هَلْ فِي ذَٰلِكَ قَسَمٌ لِّذِي حِجْرٍ
moa va izany tsy fianianana ho an'ireo manan-tsaina ?
6أَلَمْ تَرَ كَيْفَ فَعَلَ رَبُّكَ بِعَادٍ
Moa va tsy nodinihinao ny nanaovan'I Allah ireo vahoaka'i A'ad ?
7إِرَمَ ذَاتِ الْعِمَادِ
Ary i Iramah izay nanana andry niankinana ?
8الَّتِي لَمْ يُخْلَقْ مِثْلُهَا فِي الْبِلَادِ
Izay tsy nisy namboarina toa azy amin'ireo firenen-drehetra !
Al-FajrFizahan-takila Koraña
30Andininy
MeccanRevelation
6Andininy

Fandikana — Al-Fajr 6

Surah Al-Fajr Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa va tsy nodinihinao ny nanaovan'I Allah ireo vahoaka'i A'ad…

Surah Andininy 6/30 — Surah Al-Fajr الفجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Fajr Henoy, Surah Al-Fajr Fandikana, Surah Al-Fajr mp3, Surah Al-Fajr pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers