Al-Fajr · 7/30
Fandikana Fanononana — Al-Fajr
إِرَمَ ذَاتِ الْعِمَادِ ۝٧
Iramaa zaatil `imaad
📖 Dikany Malagasy
Ary i Iramah izay nanana andry niankinana ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 5-9 — Al-Fajr

5هَلْ فِي ذَٰلِكَ قَسَمٌ لِّذِي حِجْرٍ
moa va izany tsy fianianana ho an'ireo manan-tsaina ?
6أَلَمْ تَرَ كَيْفَ فَعَلَ رَبُّكَ بِعَادٍ
Moa va tsy nodinihinao ny nanaovan'I Allah ireo vahoaka'i A'ad ?
7إِرَمَ ذَاتِ الْعِمَادِ
Ary i Iramah izay nanana andry niankinana ?
8الَّتِي لَمْ يُخْلَقْ مِثْلُهَا فِي الْبِلَادِ
Izay tsy nisy namboarina toa azy amin'ireo firenen-drehetra !
9وَثَمُودَ الَّذِينَ جَابُوا الصَّخْرَ بِالْوَادِ
Niaraka tamin'ny Samodo izay nanao lava-bato teny an-dohasaha.
Al-FajrFizahan-takila Koraña
30Andininy
MeccanRevelation
7Andininy

Fandikana — Al-Fajr 7

Surah Al-Fajr Andininy 7 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary i Iramah izay nanana andry niankinana ?

Surah Andininy 7/30 — Al-Fajr الفجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Fajr Henoy, Al-Fajr Fandikana, Al-Fajr mp3, Al-Fajr pdf. Andininy 5–9. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers