Al-Fajr · 5/30
Fandikana Fanononana — Al-Fajr
هَلْ فِي ذَٰلِكَ قَسَمٌ لِّذِي حِجْرٍ ۝٥
Hal fee zaalika qasamul lizee hijr
📖 Dikany Malagasy
moa va izany tsy fianianana ho an'ireo manan-tsaina ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 3-7 — Al-Fajr

3وَالشَّفْعِ وَالْوَتْرِ
Ny amin'ny ankasa sy tsy ankasa.
4وَاللَّيْلِ إِذَا يَسْرِ
ny amin'ny alina rehefa mandalo.
5هَلْ فِي ذَٰلِكَ قَسَمٌ لِّذِي حِجْرٍ
moa va izany tsy fianianana ho an'ireo manan-tsaina ?
6أَلَمْ تَرَ كَيْفَ فَعَلَ رَبُّكَ بِعَادٍ
Moa va tsy nodinihinao ny nanaovan'I Allah ireo vahoaka'i A'ad ?
7إِرَمَ ذَاتِ الْعِمَادِ
Ary i Iramah izay nanana andry niankinana ?
Al-FajrFizahan-takila Koraña
30Andininy
MeccanRevelation
5Andininy

Fandikana — Al-Fajr 5

Surah Al-Fajr Andininy 5 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : moa va izany tsy fianianana ho an'ireo manan-tsaina ?

Surah Andininy 5/30 — Al-Fajr الفجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Fajr Henoy, Al-Fajr Fandikana, Al-Fajr mp3, Al-Fajr pdf. Andininy 3–7. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers