At-Tawbah · 114/129
Fandikana Fanononana — At-Tawbah
وَمَا كَانَ اسْتِغْفَارُ إِبْرَاهِيمَ لِأَبِيهِ إِلَّا عَن مَّوْعِدَةٍ وَعَدَهَا إِيَّاهُ فَلَمَّا تَبَيَّنَ لَهُ أَنَّهُ عَدُوٌّ لِّلَّهِ تَبَرَّأَ مِنْهُ ۚ إِنَّ إِبْرَاهِيمَ لَأَوَّاهٌ حَلِيمٌ ۝١١٤
Wa maa kaanas tighfaaru ibraaheema li abeehi illaa `ammaw `idatinw wa `adahaaa iyyaahu falammaa tabaiyana lahooo annahoo `aduwwul lillaahi tabarra a minh; inna Ibraaheema la awwaahum haleem
📖 Dikany Malagasy
Ary tsy inona akory ny fangataham-pamelan-keloka nataon’i Ibrahim tamin’ny Rainy afa-tsy ny fampanantenana izay natao Taminy, fa rehefa miharihary Taminy mazava fa Izy (rainy) dia fahavalon’i Allah, dia nandà Azy Izy. ka tena marina fa i Ibrahim dia mpanetry tena sy tsara fanahy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 112-116 — At-Tawbah

112التَّائِبُونَ الْعَابِدُونَ الْحَامِدُونَ السَّائِحُونَ الرَّاكِعُونَ السَّاجِدُونَ الْآمِرُونَ بِالْمَعْرُوفِ وَالنَّاهُونَ عَنِ الْمُنكَرِ وَالْحَافِظُونَ لِحُدُودِ اللَّهِ ۗ وَبَشِّرِ الْمُؤْمِنِينَ
Izy ireo dia izay mibebaka, manompo, midera, mandeha eran-tany ho fanompoana an’Allah, miondrika, miankohoka, mampirisika amin’ny tsara, mandrara amin’ny ratsy, mitandrina ny didin’Allah, ary ilazao vaovao tsara ireo mpino.
113مَا كَانَ لِلنَّبِيِّ وَالَّذِينَ آمَنُوا أَن يَسْتَغْفِرُوا لِلْمُشْرِكِينَ وَلَوْ كَانُوا أُولِي قُرْبَىٰ مِن بَعْدِ مَا تَبَيَّنَ لَهُمْ أَنَّهُمْ أَصْحَابُ الْجَحِيمِ
Tsy anjaran’ny Mpaminany sy ireo izay nino ny mangataka famelan-keloka ho an’ireo tsy mpino. Eny, na dia havany akaiky aza izy ireo, taorian’ny porofo miharihary tamin’izy ireo fa tena Olon’ny Afobe tokoa izy ireny.
114وَمَا كَانَ اسْتِغْفَارُ إِبْرَاهِيمَ لِأَبِيهِ إِلَّا عَن مَّوْعِدَةٍ وَعَدَهَا إِيَّاهُ فَلَمَّا تَبَيَّنَ لَهُ أَنَّهُ عَدُوٌّ لِّلَّهِ تَبَرَّأَ مِنْهُ ۚ إِنَّ إِبْرَاهِيمَ لَأَوَّاهٌ حَلِيمٌ
Ary tsy inona akory ny fangataham-pamelan-keloka nataon’i Ibrahim tamin’ny Rainy afa-tsy ny fampanantenana izay natao Taminy, fa rehefa miharihary Taminy mazava fa Izy (rainy) dia fahavalon’i Allah, dia nandà Azy Izy. ka tena marina fa i Ibrahim dia mpanetry tena sy tsara fanahy.
115وَمَا كَانَ اللَّهُ لِيُضِلَّ قَوْمًا بَعْدَ إِذْ هَدَاهُمْ حَتَّىٰ يُبَيِّنَ لَهُم مَّا يَتَّقُونَ ۚ إِنَّ اللَّهَ بِكُلِّ شَيْءٍ عَلِيمٌ
Ary tsy fanaon’i Allah ny hamery ny vahoaka taorian’ny nitarihany azy ireo lalàna mandra-panazavany tamin’izy ireo tsara izay tokony hatahoran’izy ireo. Tena marina fa i Allah dia Mahafantatra ny zava-drehetra.
116إِنَّ اللَّهَ لَهُ مُلْكُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۖ يُحْيِي وَيُمِيتُ ۚ وَمَا لَكُم مِّن دُونِ اللَّهِ مِن وَلِيٍّ وَلَا نَصِيرٍ
Tena marina fa an’i Allah ny fanjakana any amin’ireo lanitra sy ny tany, mamelona sy mamono Izy ka tsy misy afa-tsy i Allah irery ihany no Mpiahy sy Mpanavotra Anareo.
At-TawbahFizahan-takila Koraña
129Andininy
MedinanRevelation
114Andininy

Fandikana — At-Tawbah 114

Surah At-Tawbah Andininy 114 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tsy inona akory ny fangataham-pamelan-keloka nataon’i Ibrahim tamin’ny Rainy…

Surah Andininy 114/129 — At-Tawbah التوبة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: At-Tawbah Henoy, At-Tawbah Fandikana, At-Tawbah mp3, At-Tawbah pdf. Andininy 112–116. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers