At-Tawbah · 51/129
Fandikana Fanononana — At-Tawbah
قُل لَّن يُصِيبَنَا إِلَّا مَا كَتَبَ اللَّهُ لَنَا هُوَ مَوْلَانَا ۚ وَعَلَى اللَّهِ فَلْيَتَوَكَّلِ الْمُؤْمِنُونَ ۝٥١
Qul lany-yuseebanaaa illaa maa katabal laahu lanaa Huwa mawlaanaa; wa `alal laahi falyatawak kalimu `minoon
📖 Dikany Malagasy
Teneno hoe : " Tsy misy zavatra hanjo Anay afa-tsy izay efa voasoratr’i Allah ho Anay. Izy no Mpiahy Anay ”. Ary aoka hiantehitra amin’i Allah ireo Mpino.
🎧 Henoy

📜 Andininy 49-53 — At-Tawbah

49وَمِنْهُم مَّن يَقُولُ ائْذَن لِّي وَلَا تَفْتِنِّي ۚ أَلَا فِي الْفِتْنَةِ سَقَطُوا ۗ وَإِنَّ جَهَنَّمَ لَمُحِيطَةٌ بِالْكَافِرِينَ
Ary nisy tamin’izy ireo izay niteny nanao hoe : " mangataka alàlana hijanona Aho, ary aza avela ho azon’ny fakam-panahy Aho ” ka moa va tsy mbola ny fakam-panahy ihany no naharendrika azy ireo ? Eny, ny Afobe tokoa no manodidina ireo tsy mpino.
50إِن تُصِبْكَ حَسَنَةٌ تَسُؤْهُمْ ۖ وَإِن تُصِبْكَ مُصِيبَةٌ يَقُولُوا قَدْ أَخَذْنَا أَمْرَنَا مِن قَبْلُ وَيَتَوَلَّوا وَّهُمْ فَرِحُونَ
Raha misy fahasoavana Azonao, dia mankarary azy ireo izany, fa raha misy fahoriana kosa manjo Anao dia miteny izy ireo hoe : " Soa ihany fa efa naka fitandremana mialoha izahay ”. Mitodi-damosina izy ireo no sady feno hafaliana.
51قُل لَّن يُصِيبَنَا إِلَّا مَا كَتَبَ اللَّهُ لَنَا هُوَ مَوْلَانَا ۚ وَعَلَى اللَّهِ فَلْيَتَوَكَّلِ الْمُؤْمِنُونَ
Teneno hoe : " Tsy misy zavatra hanjo Anay afa-tsy izay efa voasoratr’i Allah ho Anay. Izy no Mpiahy Anay ”. Ary aoka hiantehitra amin’i Allah ireo Mpino.
52قُلْ هَلْ تَرَبَّصُونَ بِنَا إِلَّا إِحْدَى الْحُسْنَيَيْنِ ۖ وَنَحْنُ نَتَرَبَّصُ بِكُمْ أَن يُصِيبَكُمُ اللَّهُ بِعَذَابٍ مِّنْ عِندِهِ أَوْ بِأَيْدِينَا ۖ فَتَرَبَّصُوا إِنَّا مَعَكُم مُّتَرَبِّصُونَ
Teneno hoe : " Inona no andrasanareo Aminay, afa-tsy ny iray amin’ireto zava-tsoa roa ireto (fandresena, maty martiora) ? fa izahay kosa miandry ny handefasan’i Allah sazy ho Anareo, avy Aminy na avy amin’ny tànanay ka andraso àry, fa Izahay koa mba miandry miaraka Aminareo ”.
53قُلْ أَنفِقُوا طَوْعًا أَوْ كَرْهًا لَّن يُتَقَبَّلَ مِنكُمْ ۖ إِنَّكُمْ كُنتُمْ قَوْمًا فَاسِقِينَ
Teneno hoe : " Mandania harena antsitra-po na ankahalalana Ianareo fa tsy ho raisina velively izay avy Aminareo, satria Ianareo vahoaka mpanao asa ratsy.”
At-TawbahFizahan-takila Koraña
129Andininy
MedinanRevelation
51Andininy

Fandikana — At-Tawbah 51

Surah At-Tawbah Andininy 51 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Teneno hoe : " Tsy misy zavatra hanjo Anay afa-tsy…

Surah Andininy 51/129 — At-Tawbah التوبة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: At-Tawbah Henoy, At-Tawbah Fandikana, At-Tawbah mp3, At-Tawbah pdf. Andininy 49–53. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers