Yunosy · 109/109
Fandikana Fanononana — Surah Yunosy
وَاتَّبِعْ مَا يُوحَىٰ إِلَيْكَ وَاصْبِرْ حَتَّىٰ يَحْكُمَ اللَّهُ ۚ وَهُوَ خَيْرُ الْحَاكِمِينَ ۝١٠٩
Qattabi` maa yoohaaa ilaika wasbir hattaa yahkumal laah; wa Huwa khairul haakimeen
📖 Dikany Malagasy
Ary araho izay nambara Taminao ary mahareta mandra-pahatonga ny fitsaran’i Allah fa Izy no Mpitsara mendrika indrindra.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 107-109 — Surah Yunosy

107وَإِن يَمْسَسْكَ اللَّهُ بِضُرٍّ فَلَا كَاشِفَ لَهُ إِلَّا هُوَ ۖ وَإِن يُرِدْكَ بِخَيْرٍ فَلَا رَادَّ لِفَضْلِهِ ۚ يُصِيبُ بِهِ مَن يَشَاءُ مِنْ عِبَادِهِ ۚ وَهُوَ الْغَفُورُ الرَّحِيمُ
Ary raha ataon’Allah hihatra aminao ny ratsy, dia tsy misy na iza na iza afaka hanala izany, ankoatra Azy. Fa raha te-hanao soa anao kosa Izy, dia tsy misy na iza na iza afaka hisakana ny fahasoavany izay homeny ny mpanompony araka izay sitrany, fa Mpamela heloka sy Mpamindra-fo Izy.
108قُلْ يَا أَيُّهَا النَّاسُ قَدْ جَاءَكُمُ الْحَقُّ مِن رَّبِّكُمْ ۖ فَمَنِ اهْتَدَىٰ فَإِنَّمَا يَهْتَدِي لِنَفْسِهِ ۖ وَمَن ضَلَّ فَإِنَّمَا يَضِلُّ عَلَيْهَا ۖ وَمَا أَنَا عَلَيْكُم بِوَكِيلٍ
Lazao hoe : “Ry olombelona! Tonga taminareo tokoa ny fahamarinana avy amin’ny Tomponareo. Ka izay mizotra amin’ny làla-marina dia nanitsy ny tenany ihany, fa izay mivily làlana kosa, dia namery ny tenany. Ary tsy mpiahy anareo Aho.
109وَاتَّبِعْ مَا يُوحَىٰ إِلَيْكَ وَاصْبِرْ حَتَّىٰ يَحْكُمَ اللَّهُ ۚ وَهُوَ خَيْرُ الْحَاكِمِينَ
Ary araho izay nambara Taminao ary mahareta mandra-pahatonga ny fitsaran’i Allah fa Izy no Mpitsara mendrika indrindra.
YunosyFizahan-takila Koraña
109Andininy
MeccanRevelation
109Andininy

Fandikana — Yunosy 109

Surah Yunosy Andininy 109 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary araho izay nambara Taminao ary mahareta mandra-pahatonga ny fitsaran’i…

Surah Andininy 109/109 — Surah Yunosy يونس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Yunosy Henoy, Surah Yunosy Fandikana, Surah Yunosy mp3, Surah Yunosy pdf. Andininy 107–109. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Sunday, October 11, 2026

Don't forget us in your sincere prayers