Houd · 107/123
Fandikana Fanononana — Houd
خَالِدِينَ فِيهَا مَا دَامَتِ السَّمَاوَاتُ وَالْأَرْضُ إِلَّا مَا شَاءَ رَبُّكَ ۚ إِنَّ رَبَّكَ فَعَّالٌ لِّمَا يُرِيدُ ۝١٠٧
Khaalideena feehaa maa daamatis samaawaatu wal ardu illaa maa shaaa`a Rabbuk; inna Rabbaka fa` `aalul limaa yureed
📖 Dikany Malagasy
Ka hipetraka ao mandrakizay izy ireo, raha mbola maharitra ihany koa ireo lanitra sy ny tany, raha tsy manana fanapahan-kevitra hafa ny Tomponao. Tena marina fa ny Tomponao dia manantanteraka izay Tiany Atao.
🎧 Henoy

📜 Andininy 105-109 — Houd

105يَوْمَ يَأْتِ لَا تَكَلَّمُ نَفْسٌ إِلَّا بِإِذْنِهِ ۚ فَمِنْهُمْ شَقِيٌّ وَسَعِيدٌ
Ary amin’ny Andro ahatongavan’izany dia tsy misy na dia iray aza afaka hiteny raha tsy amin’ny alalany (Allah), ka hisy amin’izy ireo no ho ory, sy ho sambatra.
106فَأَمَّا الَّذِينَ شَقُوا فَفِي النَّارِ لَهُمْ فِيهَا زَفِيرٌ وَشَهِيقٌ
Ka ireo izay ory dia ho ao amin’ny afobe, hisento sy hidradradradra an-dranomaso ao izy ireo.
107خَالِدِينَ فِيهَا مَا دَامَتِ السَّمَاوَاتُ وَالْأَرْضُ إِلَّا مَا شَاءَ رَبُّكَ ۚ إِنَّ رَبَّكَ فَعَّالٌ لِّمَا يُرِيدُ
Ka hipetraka ao mandrakizay izy ireo, raha mbola maharitra ihany koa ireo lanitra sy ny tany, raha tsy manana fanapahan-kevitra hafa ny Tomponao. Tena marina fa ny Tomponao dia manantanteraka izay Tiany Atao.
108۞ وَأَمَّا الَّذِينَ سُعِدُوا فَفِي الْجَنَّةِ خَالِدِينَ فِيهَا مَا دَامَتِ السَّمَاوَاتُ وَالْأَرْضُ إِلَّا مَا شَاءَ رَبُّكَ ۖ عَطَاءً غَيْرَ مَجْذُوذٍ
Fa ireo izay sambatra kosa dia ho ao amin’ny paradisa, ka hipetraka ao mandrakizay izy ireo, raha mbola maharitra koa ireo lanitra sy ny tany, raha tsy manana fanapahan-kevitra hafa ny Tomponao. Izany no fanomezana tsy manam-pahataperana.
109فَلَا تَكُ فِي مِرْيَةٍ مِّمَّا يَعْبُدُ هَٰؤُلَاءِ ۚ مَا يَعْبُدُونَ إِلَّا كَمَا يَعْبُدُ آبَاؤُهُم مِّن قَبْلُ ۚ وَإِنَّا لَمُوَفُّوهُمْ نَصِيبَهُمْ غَيْرَ مَنقُوصٍ
Ary aoka tsy hisalasala momba izay tompoin’izy ireo Ianao Tsy manompo izy ireo afa-tsy tahak’izay notompoin’ireo razambeny teo aloha. Ary omenay azy ireo tsy misy hanalana na dia kely aza ny anjaran’izy ireo manontolo amin’izany.
HoudFizahan-takila Koraña
123Andininy
MeccanRevelation
107Andininy

Fandikana — Houd 107

Surah Houd Andininy 107 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka hipetraka ao mandrakizay izy ireo, raha mbola maharitra ihany…

Surah Andininy 107/123 — Houd هود (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Houd Henoy, Houd Fandikana, Houd mp3, Houd pdf. Andininy 105–109. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers