Al-Falaq · 1/5
Fandikana Fanononana — Al-Falaq
قُلْ أَعُوذُ بِرَبِّ الْفَلَقِ ۝١
Qul a`uzoo bi rabbil-falaq
📖 Dikany Malagasy
Lazao hoe : "Izaho dia mitady fiarovana avy amin'ny Tompon'ny maraina vao mangiran-dratsy,
🎧 Henoy

📜 Andininy 1-3 — Al-Falaq

1قُلْ أَعُوذُ بِرَبِّ الْفَلَقِ
Lazao hoe : "Izaho dia mitady fiarovana avy amin'ny Tompon'ny maraina vao mangiran-dratsy,
2مِن شَرِّ مَا خَلَقَ
manoloana ny haratsiana ataon’ny zavatra nohariany
3وَمِن شَرِّ غَاسِقٍ إِذَا وَقَبَ
sy ny kitroky ny aizina rehefa alina tanteraka ny andro
Al-FalaqFizahan-takila Koraña
5Andininy
MeccanRevelation
1Andininy

Fandikana — Al-Falaq 1

Surah Al-Falaq Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Lazao hoe : "Izaho dia mitady fiarovana avy amin'ny Tompon'ny…

Surah Andininy 1/5 — Al-Falaq الفلق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Falaq Henoy, Al-Falaq Fandikana, Al-Falaq mp3, Al-Falaq pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers