Yosofy · 33/111
Fandikana Fanononana — Surah Yosofy
قَالَ رَبِّ السِّجْنُ أَحَبُّ إِلَيَّ مِمَّا يَدْعُونَنِي إِلَيْهِ ۖ وَإِلَّا تَصْرِفْ عَنِّي كَيْدَهُنَّ أَصْبُ إِلَيْهِنَّ وَأَكُن مِّنَ الْجَاهِلِينَ ۝٣٣
Qaala rabbis sijnu ahabbu ilaiya mimma yad`oo naneee `ilaihi wa illaa tasrif `annee kaidahunna asbu ilaihinna wa akum minal jaahileen
📖 Dikany Malagasy
Niteny i Yousofa ka nanao hoe : Oh ry Tompoko, ny fonja no tiako kokoa noho izay hiantsoan’izy ireo Ahy ka raha tsy mampihataka Amiko ny teti-dratsin’izy ireo Ianao, dia hirona amin’izy ireo Aho ary ho anisan’ireo tsy Mahalala (mpanota) Aho ”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 31-35 — Surah Yosofy

31فَلَمَّا سَمِعَتْ بِمَكْرِهِنَّ أَرْسَلَتْ إِلَيْهِنَّ وَأَعْتَدَتْ لَهُنَّ مُتَّكَأً وَآتَتْ كُلَّ وَاحِدَةٍ مِّنْهُنَّ سِكِّينًا وَقَالَتِ اخْرُجْ عَلَيْهِنَّ ۖ فَلَمَّا رَأَيْنَهُ أَكْبَرْنَهُ وَقَطَّعْنَ أَيْدِيَهُنَّ وَقُلْنَ حَاشَ لِلَّهِ مَا هَٰذَا بَشَرًا إِنْ هَٰذَا إِلَّا مَلَكٌ كَرِيمٌ
ka rehefa naheno ny fifosana nataon’izy ireo Izy, dia nandefa fanasana tamin’izy ireo, ka nanomana sakafo maivana ho azy ireo Izy, ary notolorany antsy tsirairay avy izy ireo. Ary niteny Izy (vadin’ny mpanjaka ) ka nanao hoe : " Mivoaha mankany amin’izy ireo Ianao (Yosofa) ! ” Nony nahita azy izy ireo, dia talanjona taminy, ka nandidy ny tànany izy ireo, ary niteny ka nanao hoe : " Ny fahadiovana anie ho an’i Allah ! ity dia tsy mba olombelona, tsy inona Izy io fa Anjely mihaja ! ”
32قَالَتْ فَذَٰلِكُنَّ الَّذِي لُمْتُنَّنِي فِيهِ ۖ وَلَقَدْ رَاوَدتُّهُ عَن نَّفْسِهِ فَاسْتَعْصَمَ ۖ وَلَئِن لَّمْ يَفْعَلْ مَا آمُرُهُ لَيُسْجَنَنَّ وَلَيَكُونًا مِّنَ الصَّاغِرِينَ
Hoy izy : “Indro ary ilay nanankiananareo ahy. Niezaka ny haka fanahy azy aho, nefa niaro tena fatratra tamin’izany izy. Raha ohatra ka tsy nanao izay nandidiako azy izy, dia ho any am-ponja, ary ho isan’ireo nanetri-tena”.
33قَالَ رَبِّ السِّجْنُ أَحَبُّ إِلَيَّ مِمَّا يَدْعُونَنِي إِلَيْهِ ۖ وَإِلَّا تَصْرِفْ عَنِّي كَيْدَهُنَّ أَصْبُ إِلَيْهِنَّ وَأَكُن مِّنَ الْجَاهِلِينَ
Niteny i Yousofa ka nanao hoe : Oh ry Tompoko, ny fonja no tiako kokoa noho izay hiantsoan’izy ireo Ahy ka raha tsy mampihataka Amiko ny teti-dratsin’izy ireo Ianao, dia hirona amin’izy ireo Aho ary ho anisan’ireo tsy Mahalala (mpanota) Aho ”.
34فَاسْتَجَابَ لَهُ رَبُّهُ فَصَرَفَ عَنْهُ كَيْدَهُنَّ ۚ إِنَّهُ هُوَ السَّمِيعُ الْعَلِيمُ
Ka namaly ny antsony ny Tompony ary nampiatahany taminy ny teti-dratsin’izy ireo. Tena marina fa Izy tokoa ilay Maheno sy ilay Mahalala ny zava-drehetra.
35ثُمَّ بَدَا لَهُم مِّن بَعْدِ مَا رَأَوُا الْآيَاتِ لَيَسْجُنُنَّهُ حَتَّىٰ حِينٍ
Ary rehefa hitan’izy ireo niseho miharihary ireo porofo (amin’ny maha tsy manan-tsiny azy) dia nihevitra ihany izy ireo ny hampigadrana Azy mandritry ny fotoana fohy.
YosofyFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
33Andininy

Fandikana — Yosofy 33

Surah Yosofy Andininy 33 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny i Yousofa ka nanao hoe : Oh ry Tompoko,…

Surah Andininy 33/111 — Surah Yosofy يوسف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Yosofy Henoy, Surah Yosofy Fandikana, Surah Yosofy mp3, Surah Yosofy pdf. Andininy 31–35. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers