Yosofy · 5/111
Fandikana Fanononana — Surah Yosofy
قَالَ يَا بُنَيَّ لَا تَقْصُصْ رُؤْيَاكَ عَلَىٰ إِخْوَتِكَ فَيَكِيدُوا لَكَ كَيْدًا ۖ إِنَّ الشَّيْطَانَ لِلْإِنسَانِ عَدُوٌّ مُّبِينٌ ۝٥
Qaala yaa bunaiya laa taqsus ru`yaaka `alaaa ikhwatika fayakeedoo laka kaidaa; innash Shaitaana lil insaani `aduwwum mubeen
📖 Dikany Malagasy
Namaly izy : Ry anaka, aza tantaraina amin’ireo rahalahinao ny nofinao, fa hanao teti-dratsy aminao izy ireo, tena marina fa i satana dia fahavalo miharihary ho an’ny olombelona.

🎧 Henoy


📜 Andininy 3-7 — Surah Yosofy

3نَحْنُ نَقُصُّ عَلَيْكَ أَحْسَنَ الْقَصَصِ بِمَا أَوْحَيْنَا إِلَيْكَ هَٰذَا الْقُرْآنَ وَإِن كُنتَ مِن قَبْلِهِ لَمِنَ الْغَافِلِينَ
Tantarahanay Aminao ny tantara tsara indrindra nohon'ny fanambarana izay ataonay Aminao ao anatin' ity Koroany ity na dia anisan’ireo tsy mahalala izany aza Ianao teo aloha.
4إِذْ قَالَ يُوسُفُ لِأَبِيهِ يَا أَبَتِ إِنِّي رَأَيْتُ أَحَدَ عَشَرَ كَوْكَبًا وَالشَّمْسَ وَالْقَمَرَ رَأَيْتُهُمْ لِي سَاجِدِينَ
Raha niteny tamin’ny Rainy i Josefa hoe : “Ry Dada, nahita (tamin’ny nofy) kintana iraika ambiny folo, ary koa ny masoandro sy ny volana aho, nahita azy ireo niankohoka teo anatrehako.”
5قَالَ يَا بُنَيَّ لَا تَقْصُصْ رُؤْيَاكَ عَلَىٰ إِخْوَتِكَ فَيَكِيدُوا لَكَ كَيْدًا ۖ إِنَّ الشَّيْطَانَ لِلْإِنسَانِ عَدُوٌّ مُّبِينٌ
Namaly izy : Ry anaka, aza tantaraina amin’ireo rahalahinao ny nofinao, fa hanao teti-dratsy aminao izy ireo, tena marina fa i satana dia fahavalo miharihary ho an’ny olombelona.
6وَكَذَٰلِكَ يَجْتَبِيكَ رَبُّكَ وَيُعَلِّمُكَ مِن تَأْوِيلِ الْأَحَادِيثِ وَيُتِمُّ نِعْمَتَهُ عَلَيْكَ وَعَلَىٰ آلِ يَعْقُوبَ كَمَا أَتَمَّهَا عَلَىٰ أَبَوَيْكَ مِن قَبْلُ إِبْرَاهِيمَ وَإِسْحَاقَ ۚ إِنَّ رَبَّكَ عَلِيمٌ حَكِيمٌ
Ary noho izany ny Tomponao dia hisafidy Anao sy hampianatra Anao ny fandikana nofy, ary ho tanterahiny Aminao sy amin’ny fianakavian’i Jakoba ny fahasoavany tahaka ny nanaovany izany tamin’ireo razambenao roa teo aloha dia Ibrahimo sy Isaka. Tena marina fa ny Tomponao dia be Fahalalàna sy be Fahendrena.
7۞ لَّقَدْ كَانَ فِي يُوسُفَ وَإِخْوَتِهِ آيَاتٌ لِّلسَّائِلِينَ
Tena nisy fananarana tokoa ho an’ireo izay manontany, ny amin’i Josefa sy ireo rahalahiny
YosofyFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
5Andininy

Fandikana — Yosofy 5

Surah Yosofy Andininy 5 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Namaly izy : Ry anaka, aza tantaraina amin’ireo rahalahinao ny…

Surah Andininy 5/111 — Surah Yosofy يوسف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Yosofy Henoy, Surah Yosofy Fandikana, Surah Yosofy mp3, Surah Yosofy pdf. Andininy 3–7. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers