Yosofy · 75/111
Fandikana Fanononana — Yosofy
قَالُوا جَزَاؤُهُ مَن وُجِدَ فِي رَحْلِهِ فَهُوَ جَزَاؤُهُ ۚ كَذَٰلِكَ نَجْزِي الظَّالِمِينَ ۝٧٥
Qaaloo jazaaa`uhoo manw wujida fee rahlihee fahuwa jazaaa`uh; kazaalika najziz zaalimeen
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy ireo ka nanao hoe : “ Ny sazy mendrika hoan'izay ahitana ilay kaopy ao amin’ny entany, dia ny tenany ihany no lasa hatao andevo amin'izay nataony tahaka izany tokoa no hanasazianay ireo mpanao ny tsy rariny ”.
🎧 Henoy

📜 Andininy 73-77 — Yosofy

73قَالُوا تَاللَّهِ لَقَدْ عَلِمْتُم مَّا جِئْنَا لِنُفْسِدَ فِي الْأَرْضِ وَمَا كُنَّا سَارِقِينَ
Niteny izy ireo ka nanao hoe : “ Mianiana amin’i Allah ! fantatrareo tsara fa tsy tonga handoto ity faritra ity Izahay ary tsy mpangalatra ”.
74قَالُوا فَمَا جَزَاؤُهُ إِن كُنتُمْ كَاذِبِينَ
Niteny izy ireo ka nanao hoe : “ Inona àry no saziny raha mpandainga Ianareo ? ”.
75قَالُوا جَزَاؤُهُ مَن وُجِدَ فِي رَحْلِهِ فَهُوَ جَزَاؤُهُ ۚ كَذَٰلِكَ نَجْزِي الظَّالِمِينَ
Niteny izy ireo ka nanao hoe : “ Ny sazy mendrika hoan'izay ahitana ilay kaopy ao amin’ny entany, dia ny tenany ihany no lasa hatao andevo amin'izay nataony tahaka izany tokoa no hanasazianay ireo mpanao ny tsy rariny ”.
76فَبَدَأَ بِأَوْعِيَتِهِمْ قَبْلَ وِعَاءِ أَخِيهِ ثُمَّ اسْتَخْرَجَهَا مِن وِعَاءِ أَخِيهِ ۚ كَذَٰلِكَ كِدْنَا لِيُوسُفَ ۖ مَا كَانَ لِيَأْخُذَ أَخَاهُ فِي دِينِ الْمَلِكِ إِلَّا أَن يَشَاءَ اللَّهُ ۚ نَرْفَعُ دَرَجَاتٍ مَّن نَّشَاءُ ۗ وَفَوْقَ كُلِّ ذِي عِلْمٍ عَلِيمٌ
Nanomboka nisava kitapon’ireo hafa izy (Yosofa) mialohan’ny hisavany ny kitapon’ny Rahalahiny; avy eo dia navoakany izany avy tao anatin’ny kitapon’ny Rahalahiny. Ary tahaka izany no nanoroanay hevitra an’i Yosofa (Josefa), satria tsy afaka hisambotra ny Rahalahiny Izy, araka ny lalànan’ny mpanjaka, raha tsy sitrak’i Allah izany. Izahay no mampiakatra amin’ny laharana ambony izay sitrakay. Ary misy manam-pahaizana hatrany ambon’izay Olona manam-pahalalana.
77۞ قَالُوا إِن يَسْرِقْ فَقَدْ سَرَقَ أَخٌ لَّهُ مِن قَبْلُ ۚ فَأَسَرَّهَا يُوسُفُ فِي نَفْسِهِ وَلَمْ يُبْدِهَا لَهُمْ ۚ قَالَ أَنتُمْ شَرٌّ مَّكَانًا ۖ وَاللَّهُ أَعْلَمُ بِمَا تَصِفُونَ
. Niteny Izy Ireo ka nanao hoe : “ Raha mangalatra Izy dia efa nangalatra ihany koa ny Ralahiny teo aloha fa nafenin’i Yosofa (Josefa) tamin’ny tenany ihany izany (teny Izany), ka tsy navoakany azy ireo ”. Niteny Izy nanao hoe : ” Ianareo no tena ratsy toerana indrindra ! fa i Allah no tena Mahalala izay tanisanareo ”.
YosofyFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
75Andininy

Fandikana — Yosofy 75

Surah Yosofy Andininy 75 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy ireo ka nanao hoe : “ Ny sazy…

Surah Andininy 75/111 — Yosofy يوسف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Yosofy Henoy, Yosofy Fandikana, Yosofy mp3, Yosofy pdf. Andininy 73–77. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers