Ar-Ra'd · 42/43
Fandikana Fanononana — Ar-Ra'd
وَقَدْ مَكَرَ الَّذِينَ مِن قَبْلِهِمْ فَلِلَّهِ الْمَكْرُ جَمِيعًا ۖ يَعْلَمُ مَا تَكْسِبُ كُلُّ نَفْسٍ ۗ وَسَيَعْلَمُ الْكُفَّارُ لِمَنْ عُقْبَى الدَّارِ ۝٤٢
Wa qad makaral lazeena min qablihim falillaahil makru jamee`aa; ya`lamu maa taksibu kullu nafs; wa sa ya`lamul kuffaaru liman `uqbad daar
📖 Dikany Malagasy
Ary tena marina fa ireo teo alohan’izy ireo dia nanao teti-dratsy (tamin’ireo Irany), fa ny tetika rehetra dia an’i Allah avokoa. Fantany avokoa izay azon’ny Olona tsirairay. Ary ireo tsy mpino dia ahafantatra tsy ho ela izay hanana ny fonenana tsara (Any am-piafarana)
🎧 Henoy

📜 Andininy 40-43 — Ar-Ra'd

40وَإِن مَّا نُرِيَنَّكَ بَعْضَ الَّذِي نَعِدُهُمْ أَوْ نَتَوَفَّيَنَّكَ فَإِنَّمَا عَلَيْكَ الْبَلَاغُ وَعَلَيْنَا الْحِسَابُ
Na hampahitanay Anao ny ampahany sasantsasany amin’izay nampitahorinay azy ireo, na hataonay ho maty Ianao (alohan’izany), ny adidinao dia mampita ny hafatra ihany, fa ny fitsarana kosa dia Anay.
41أَوَلَمْ يَرَوْا أَنَّا نَأْتِي الْأَرْضَ نَنقُصُهَا مِنْ أَطْرَافِهَا ۚ وَاللَّهُ يَحْكُمُ لَا مُعَقِّبَ لِحُكْمِهِ ۚ وَهُوَ سَرِيعُ الْحِسَابِ
Moa ve tsy hitan’izy ireo fa, mikapoka ny tany Izahay ka manakely izany amin’ny lafiny rehetra ? Ary i Allah no mitsara, ary tsy misy afaka manohitra ny fitsarany, fa haingana amin’ny fitsarana Izy.
42وَقَدْ مَكَرَ الَّذِينَ مِن قَبْلِهِمْ فَلِلَّهِ الْمَكْرُ جَمِيعًا ۖ يَعْلَمُ مَا تَكْسِبُ كُلُّ نَفْسٍ ۗ وَسَيَعْلَمُ الْكُفَّارُ لِمَنْ عُقْبَى الدَّارِ
Ary tena marina fa ireo teo alohan’izy ireo dia nanao teti-dratsy (tamin’ireo Irany), fa ny tetika rehetra dia an’i Allah avokoa. Fantany avokoa izay azon’ny Olona tsirairay. Ary ireo tsy mpino dia ahafantatra tsy ho ela izay hanana ny fonenana tsara (Any am-piafarana)
43وَيَقُولُ الَّذِينَ كَفَرُوا لَسْتَ مُرْسَلًا ۚ قُلْ كَفَىٰ بِاللَّهِ شَهِيدًا بَيْنِي وَبَيْنَكُمْ وَمَنْ عِندَهُ عِلْمُ الْكِتَابِ
Ary niteny ireo tsy nino ka nanao hoe : “ Tsy Iraka akory Ianao ”. Teneno hoe : “ Ampy ho vavolombeloko eo Aminareo i Allah, sy ireo izay manana ny fahalalana ny Boky (dia vavolombelona ) ”.
Ar-Ra'dFizahan-takila Koraña
43Andininy
MedinanRevelation
42Andininy

Fandikana — Ar-Ra'd 42

Surah Ar-Ra'd Andininy 42 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tena marina fa ireo teo alohan’izy ireo dia nanao…

Surah Andininy 42/43 — Ar-Ra'd الرعد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ar-Ra'd Henoy, Ar-Ra'd Fandikana, Ar-Ra'd mp3, Ar-Ra'd pdf. Andininy 40–43. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers