Ar-Ra'd · 43/43
Fandikana Fanononana — Ar-Ra'd
وَيَقُولُ الَّذِينَ كَفَرُوا لَسْتَ مُرْسَلًا ۚ قُلْ كَفَىٰ بِاللَّهِ شَهِيدًا بَيْنِي وَبَيْنَكُمْ وَمَنْ عِندَهُ عِلْمُ الْكِتَابِ ٤٣
Transliteration
Wa yaqoolul lazeena kafaroo lasta mursalaa; qul kafaa billaahi shaheedam bainee wa bainakum wa man `indahoo `ilmul Kitaab
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary niteny ireo tsy nino ka nanao hoe : “ Tsy Iraka akory Ianao ”. Teneno hoe : “ Ampy ho vavolombeloko eo Aminareo i Allah, sy ireo izay manana ny fahalalana ny Boky (dia vavolombelona ) ”.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 41-43 — Ar-Ra'd
41أَوَلَمْ يَرَوْا أَنَّا نَأْتِي الْأَرْضَ نَنقُصُهَا مِنْ أَطْرَافِهَا ۚ وَاللَّهُ يَحْكُمُ لَا مُعَقِّبَ لِحُكْمِهِ ۚ وَهُوَ سَرِيعُ الْحِسَابِ
Moa ve tsy hitan’izy ireo fa, mikapoka ny tany Izahay ka manakely izany amin’ny lafiny rehetra ? Ary i Allah no mitsara, ary tsy misy afaka manohitra ny fitsarany, fa haingana amin’ny fitsarana Izy.
42وَقَدْ مَكَرَ الَّذِينَ مِن قَبْلِهِمْ فَلِلَّهِ الْمَكْرُ جَمِيعًا ۖ يَعْلَمُ مَا تَكْسِبُ كُلُّ نَفْسٍ ۗ وَسَيَعْلَمُ الْكُفَّارُ لِمَنْ عُقْبَى الدَّارِ
Ary tena marina fa ireo teo alohan’izy ireo dia nanao teti-dratsy (tamin’ireo Irany), fa ny tetika rehetra dia an’i Allah avokoa. Fantany avokoa izay azon’ny Olona tsirairay. Ary ireo tsy mpino dia ahafantatra tsy ho ela izay hanana ny fonenana tsara (Any am-piafarana)
43وَيَقُولُ الَّذِينَ كَفَرُوا لَسْتَ مُرْسَلًا ۚ قُلْ كَفَىٰ بِاللَّهِ شَهِيدًا بَيْنِي وَبَيْنَكُمْ وَمَنْ عِندَهُ عِلْمُ الْكِتَابِ
Ary niteny ireo tsy nino ka nanao hoe : “ Tsy Iraka akory Ianao ”. Teneno hoe : “ Ampy ho vavolombeloko eo Aminareo i Allah, sy ireo izay manana ny fahalalana ny Boky (dia vavolombelona ) ”.
Ar-Ra'dFizahan-takila Koraña
43Andininy
MedinanRevelation
43Andininy
Fandikana — Ar-Ra'd 43
Surah Ar-Ra'd Andininy 43 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary niteny ireo tsy nino ka nanao hoe : “…Surah Andininy 43/43 — Ar-Ra'd الرعد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ar-Ra'd Henoy, Ar-Ra'd Fandikana, Ar-Ra'd mp3, Ar-Ra'd pdf. Andininy 41–43. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








