Ibrahim · 17/52
Fandikana Fanononana — Ibrahim
يَتَجَرَّعُهُ وَلَا يَكَادُ يُسِيغُهُ وَيَأْتِيهِ الْمَوْتُ مِن كُلِّ مَكَانٍ وَمَا هُوَ بِمَيِّتٍ ۖ وَمِن وَرَائِهِ عَذَابٌ غَلِيظٌ ۝١٧
Yatajarra`uhoo wa laa yakaadu yuseeghuhoo wa yaateehil mawtu min kulli makaaninw wa maa huwa bimaiyitinw wa minw waraaa`ihee `azaabun ghaleez
📖 Dikany Malagasy
Ka ezahany hatelina tsikelikely izany nefa zara raha afaka hitelina izany Izy. Ary ho tonga Aminy ny fahafatesana n'aiza n'aiza misy Azy nefa tsy ho faty Izy, ary aorian’izany dia sazy mahery vaika no hanjo Azy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 15-19 — Ibrahim

15وَاسْتَفْتَحُوا وَخَابَ كُلُّ جَبَّارٍ عَنِيدٍ
Nangataka ny fandresena izy ireo (ireo Iraka) ka diso fanantenana ireo mpangeja, mpanohitra ny marina.
16مِّن وَرَائِهِ جَهَنَّمُ وَيُسْقَىٰ مِن مَّاءٍ صَدِيدٍ
Aorian’izany dia ny Afobe (jahannam), ary hampisotroina rano feno nana.
17يَتَجَرَّعُهُ وَلَا يَكَادُ يُسِيغُهُ وَيَأْتِيهِ الْمَوْتُ مِن كُلِّ مَكَانٍ وَمَا هُوَ بِمَيِّتٍ ۖ وَمِن وَرَائِهِ عَذَابٌ غَلِيظٌ
Ka ezahany hatelina tsikelikely izany nefa zara raha afaka hitelina izany Izy. Ary ho tonga Aminy ny fahafatesana n'aiza n'aiza misy Azy nefa tsy ho faty Izy, ary aorian’izany dia sazy mahery vaika no hanjo Azy.
18مَّثَلُ الَّذِينَ كَفَرُوا بِرَبِّهِمْ ۖ أَعْمَالُهُمْ كَرَمَادٍ اشْتَدَّتْ بِهِ الرِّيحُ فِي يَوْمٍ عَاصِفٍ ۖ لَّا يَقْدِرُونَ مِمَّا كَسَبُوا عَلَىٰ شَيْءٍ ۚ ذَٰلِكَ هُوَ الضَّلَالُ الْبَعِيدُ
Ny mitovy amin’ireo izay tsy nino ny Tompon’izy ireo, ny asan’izy ireo dia azo oharina amin’ny lavenona nitongavan’ny rivotra mafy tamin’ny andron’ny rivo-doza. Tsy hahazo voka-tsoa velively tamin’izay azony izy ireo. Izany no tena fahaverezana lavitra.
19أَلَمْ تَرَ أَنَّ اللَّهَ خَلَقَ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ بِالْحَقِّ ۚ إِن يَشَأْ يُذْهِبْكُمْ وَيَأْتِ بِخَلْقٍ جَدِيدٍ
Moa ve tsy hitanao fa i Allah dia Nahary ireo lanitra sy ny tany tamim-pahamarinana ? Raha sitrany dia ho nofoanany tanteraka Ianareo, ary hampisy zava-boary vaovao Izy.
IbrahimFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
17Andininy

Fandikana — Ibrahim 17

Surah Ibrahim Andininy 17 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka ezahany hatelina tsikelikely izany nefa zara raha afaka hitelina…

Surah Andininy 17/52 — Ibrahim إبراهيم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ibrahim Henoy, Ibrahim Fandikana, Ibrahim mp3, Ibrahim pdf. Andininy 15–19. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers