An-Nahl · 8/128
Fandikana Fanononana — An-Nahl
وَالْخَيْلَ وَالْبِغَالَ وَالْحَمِيرَ لِتَرْكَبُوهَا وَزِينَةً ۚ وَيَخْلُقُ مَا لَا تَعْلَمُونَ ۝٨
Walkhaila wal bighaala wal hameera litarkaboohaa wa zeenah; wa yakhluqu maa laa ta`lamoon
📖 Dikany Malagasy
Ary ireo soavaly, ireo ramole (mulets) sy ireo ampondra, mba hotaingenanareo sy ho haingonareo. Ary dia nahary izay tsy fantatrareo koa Izy.
🎧 Henoy

📜 Andininy 6-10 — An-Nahl

6وَلَكُمْ فِيهَا جَمَالٌ حِينَ تُرِيحُونَ وَحِينَ تَسْرَحُونَ
Manome endrika Anareo izy ireo raha entinareo amin’ny hariva, ary koa amin’ny maraina, rehefa mamoaka azy ireo ho eny amin’ny tanim-bilona ianareo.
7وَتَحْمِلُ أَثْقَالَكُمْ إِلَىٰ بَلَدٍ لَّمْ تَكُونُوا بَالِغِيهِ إِلَّا بِشِقِّ الْأَنفُسِ ۚ إِنَّ رَبَّكُمْ لَرَءُوفٌ رَّحِيمٌ
Ary mitondra ny enta-mavesatrareo izy ireo, mankany amin’ny tanàna hafa izay tsy tonganareo raha tsy amin-kasarotana mafy. Marina tokoa fa ny Tomponareo, dia be Fitsimbinana sy be Indrafo.
8وَالْخَيْلَ وَالْبِغَالَ وَالْحَمِيرَ لِتَرْكَبُوهَا وَزِينَةً ۚ وَيَخْلُقُ مَا لَا تَعْلَمُونَ
Ary ireo soavaly, ireo ramole (mulets) sy ireo ampondra, mba hotaingenanareo sy ho haingonareo. Ary dia nahary izay tsy fantatrareo koa Izy.
9وَعَلَى اللَّهِ قَصْدُ السَّبِيلِ وَمِنْهَا جَائِرٌ ۚ وَلَوْ شَاءَ لَهَدَاكُمْ أَجْمَعِينَ
Anjaran’i Allah no manoro ny làla-mahitsy (nohon'ny fahasoavany), nefa misy amin’izy ireo no miala amin’izany. Raha sitrany, dia notarihiny (amin’ny làla-mahitsy) avokoa Ianareo rehetra.
10هُوَ الَّذِي أَنزَلَ مِنَ السَّمَاءِ مَاءً ۖ لَّكُم مِّنْهُ شَرَابٌ وَمِنْهُ شَجَرٌ فِيهِ تُسِيمُونَ
Izy izay nampidina, avy an-danitra, ny rano izay ampiasainareo ho fisotro, ary avy amin’izany no hampitsiry ireo zava-maniry hamahananareo ireo biby fiompinareo.
An-NahlFizahan-takila Koraña
128Andininy
MeccanRevelation
8Andininy

Fandikana — An-Nahl 8

Surah An-Nahl Andininy 8 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ireo soavaly, ireo ramole (mulets) sy ireo ampondra, mba…

Surah Andininy 8/128 — An-Nahl النحل (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: An-Nahl Henoy, An-Nahl Fandikana, An-Nahl mp3, An-Nahl pdf. Andininy 6–10. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers