Al-Kahf · 89/110
Fandikana Fanononana — Surah Al-Kahf
ثُمَّ أَتْبَعَ سَبَبًا ۝٨٩
Summa atba`a sababaa
📖 Dikany Malagasy
Avy eo dia nanaraka làlana iray hafa Izy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 87-91 — Surah Al-Kahf

87قَالَ أَمَّا مَن ظَلَمَ فَسَوْفَ نُعَذِّبُهُ ثُمَّ يُرَدُّ إِلَىٰ رَبِّهِ فَيُعَذِّبُهُ عَذَابًا نُّكْرًا
Niteny izy (Zol-Karnainy) hoe : ” Fa izay manao ny tsy rariny dia ho sazinay izy, avy eo dia haverina any amin’ny Tompony dia ho faizinay amin’ny famaizana mahatsiravina.
88وَأَمَّا مَنْ آمَنَ وَعَمِلَ صَالِحًا فَلَهُ جَزَاءً الْحُسْنَىٰ ۖ وَسَنَقُولُ لَهُ مِنْ أَمْرِنَا يُسْرًا
Fa izay mino sy manao asa soa kosa, dia ho Azy ny valisoa tsara indrindra. Ary ho teneninay Aminy ireo didy mora tanterahina.
89ثُمَّ أَتْبَعَ سَبَبًا
Avy eo dia nanaraka làlana iray hafa Izy.
90حَتَّىٰ إِذَا بَلَغَ مَطْلِعَ الشَّمْسِ وَجَدَهَا تَطْلُعُ عَلَىٰ قَوْمٍ لَّمْ نَجْعَل لَّهُم مِّن دُونِهَا سِتْرًا
Ary nony tany amin’ny fiposahan’ny masoandro (antsinanana) Izy, dia tazany fa miposaka izany teo ambonin’ny vahoaka, izay tsy nasianay voaly (sarondoa) ho fiarovana azy ireo amin’ny masoandro.
91كَذَٰلِكَ وَقَدْ أَحَطْنَا بِمَا لَدَيْهِ خُبْرًا
Tahaka izany no niseho ary nofehezinay tamin’ny fahalalana izay nananany.
Al-KahfFizahan-takila Koraña
110Andininy
MeccanRevelation
89Andininy

Fandikana — Al-Kahf 89

Surah Al-Kahf Andininy 89 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Avy eo dia nanaraka làlana iray hafa Izy.

Surah Andininy 89/110 — Surah Al-Kahf الكهف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Kahf Henoy, Surah Al-Kahf Fandikana, Surah Al-Kahf mp3, Surah Al-Kahf pdf. Andininy 87–91. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers