Al-Kahf · 93/110
Fandikana Fanononana — Al-Kahf
حَتَّىٰ إِذَا بَلَغَ بَيْنَ السَّدَّيْنِ وَجَدَ مِن دُونِهِمَا قَوْمًا لَّا يَكَادُونَ يَفْقَهُونَ قَوْلًا ۝٩٣
Hattaaa izaa balagha bainas saddaini wajada min doonihimaa qawmal laa yakaa doona yafqahoona qawlaa
📖 Dikany Malagasy
Ary nony tany amin’ny toerana iray, izay eo anelanelan’ny sakana roa (tendrombohitra roa) Izy, dia nahita vahoaka tao ambadik’izany, izay saika tsy mahazo fiteny hafa.

🎧 Henoy


📜 Andininy 91-95 — Al-Kahf

91كَذَٰلِكَ وَقَدْ أَحَطْنَا بِمَا لَدَيْهِ خُبْرًا
Tahaka izany no niseho ary nofehezinay tamin’ny fahalalana izay nananany.
92ثُمَّ أَتْبَعَ سَبَبًا
Avy eo dia nanaraka làlana iray hafa Izy.
93حَتَّىٰ إِذَا بَلَغَ بَيْنَ السَّدَّيْنِ وَجَدَ مِن دُونِهِمَا قَوْمًا لَّا يَكَادُونَ يَفْقَهُونَ قَوْلًا
Ary nony tany amin’ny toerana iray, izay eo anelanelan’ny sakana roa (tendrombohitra roa) Izy, dia nahita vahoaka tao ambadik’izany, izay saika tsy mahazo fiteny hafa.
94قَالُوا يَا ذَا الْقَرْنَيْنِ إِنَّ يَأْجُوجَ وَمَأْجُوجَ مُفْسِدُونَ فِي الْأَرْضِ فَهَلْ نَجْعَلُ لَكَ خَرْجًا عَلَىٰ أَن تَجْعَلَ بَيْنَنَا وَبَيْنَهُمْ سَدًّا
Niteny izy ireo ka nanao hoe: “ O ! Ry Zol-karnainy, marina fa Yajojo (yagoga) sy Majojo (magoga) dia mpanao asa fanimbana eto an-tany, Moa ve azonay atao ny manome ampahan-karena mba hanangananao fefy mampisarakanay sy izy ireo ”.
95قَالَ مَا مَكَّنِّي فِيهِ رَبِّي خَيْرٌ فَأَعِينُونِي بِقُوَّةٍ أَجْعَلْ بَيْنَكُمْ وَبَيْنَهُمْ رَدْمًا
Niteny izy (Zol-karnainy) ka nanao hoe :” Izay nomen’ny Tompoko Ahy dia tsara lavitra (noho) izay omenareo. Ampionareo àry Aho amin’ny alalan’ny herinareo, hananganana fefy eo anelanelanareo sy izy ireo.
Al-KahfFizahan-takila Koraña
110Andininy
MeccanRevelation
93Andininy

Fandikana — Al-Kahf 93

Surah Al-Kahf Andininy 93 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nony tany amin’ny toerana iray, izay eo anelanelan’ny sakana…

Surah Andininy 93/110 — Al-Kahf الكهف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Kahf Henoy, Al-Kahf Fandikana, Al-Kahf mp3, Al-Kahf pdf. Andininy 91–95. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers