Al-Baqarah · 37/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
فَتَلَقَّىٰ آدَمُ مِن رَّبِّهِ كَلِمَاتٍ فَتَابَ عَلَيْهِ ۚ إِنَّهُ هُوَ التَّوَّابُ الرَّحِيمُ ۝٣٧
Fatalaqqaaa Aadamu mir Rabbihee Kalimaatin fataaba `alayh; innahoo Huwat Tawwaabur Raheem
📖 Dikany Malagasy
Ary naharay teny (entina mibebaka) avy tamin’ny Tompony i Mpaminany Adama (A.s) ka nekeny Tompo Allah ny fibebahana izay nataony, fa tena marina fa Izy ilay Mpamela heloka sy ilay be Fiantrana.
🎧 Henoy

📜 Andininy 35-39 — Al-Baqarah

35وَقُلْنَا يَا آدَمُ اسْكُنْ أَنتَ وَزَوْجُكَ الْجَنَّةَ وَكُلَا مِنْهَا رَغَدًا حَيْثُ شِئْتُمَا وَلَا تَقْرَبَا هَٰذِهِ الشَّجَرَةَ فَتَكُونَا مِنَ الظَّالِمِينَ
Ary dia nolazainay : “Ry Adama! Mitoera ao amin’ny Paradisa ianao sy ny vadinao, ary mihinàna amim-piadanana araka ny sitraponareo izay rehetra ao aminy; kanefa aza manakaiky kosa ity hazo iray ity ianareo roa, fa raha tsy izany, dia ho lasa isan’ireo mpanao ny tsy rariny ianareo”.
36فَأَزَلَّهُمَا الشَّيْطَانُ عَنْهَا فَأَخْرَجَهُمَا مِمَّا كَانَا فِيهِ ۖ وَقُلْنَا اهْبِطُوا بَعْضُكُمْ لِبَعْضٍ عَدُوٌّ ۖ وَلَكُمْ فِي الْأَرْضِ مُسْتَقَرٌّ وَمَتَاعٌ إِلَىٰ حِينٍ
Nofitahin’i satana tamin’i lay voankazo iny izy roa, ka dia navoakan’Allah tao amin’ny toerana nametrahany azy. Ka hoy Izy (Allah) : “Midina ianareo, ny andaniny aminareo ihany no ho fahavalon’ny ankilany. Fa ianareo kosa dia hanana toerana sy vatsy sahaza ny vanim-potoana rehetra eny ambonin’ny tany”.
37فَتَلَقَّىٰ آدَمُ مِن رَّبِّهِ كَلِمَاتٍ فَتَابَ عَلَيْهِ ۚ إِنَّهُ هُوَ التَّوَّابُ الرَّحِيمُ
Ary naharay teny (entina mibebaka) avy tamin’ny Tompony i Mpaminany Adama (A.s) ka nekeny Tompo Allah ny fibebahana izay nataony, fa tena marina fa Izy ilay Mpamela heloka sy ilay be Fiantrana.
38قُلْنَا اهْبِطُوا مِنْهَا جَمِيعًا ۖ فَإِمَّا يَأْتِيَنَّكُم مِّنِّي هُدًى فَمَن تَبِعَ هُدَايَ فَلَا خَوْفٌ عَلَيْهِمْ وَلَا هُمْ يَحْزَنُونَ
Noteneninay indray hoe : “Midina miala avy ao daholo ianareo rehetra! Fa ho tonga aminareo ilay tari-dàlana avy Amiko, ka izay manaraka ny tari-dàlana avy Amiko, dia tsy hatahotra na halahelo.
39وَالَّذِينَ كَفَرُوا وَكَذَّبُوا بِآيَاتِنَا أُولَٰئِكَ أَصْحَابُ النَّارِ ۖ هُمْ فِيهَا خَالِدُونَ
Fa ireo izay tsy nino sy nampandainga ireo fanambaranay kosa, dia izy ireo no lazaina fa olon'ny Afo-be izay hitoetra ao mandrakizay.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
37Andininy

Fandikana — Al-Baqarah 37

Surah Al-Baqarah Andininy 37 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary naharay teny (entina mibebaka) avy tamin’ny Tompony i Mpaminany…

Surah Andininy 37/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 35–39. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers