Al-Baqarah · 36/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
فَأَزَلَّهُمَا الشَّيْطَانُ عَنْهَا فَأَخْرَجَهُمَا مِمَّا كَانَا فِيهِ ۖ وَقُلْنَا اهْبِطُوا بَعْضُكُمْ لِبَعْضٍ عَدُوٌّ ۖ وَلَكُمْ فِي الْأَرْضِ مُسْتَقَرٌّ وَمَتَاعٌ إِلَىٰ حِينٍ ۝٣٦
Fa azallahumash Shaitaanu `anhaa fa akhrajahumaa mimmaa kaanaa fee wa qulnah bitoo ba`dukum liba`din `aduwwunw wa lakum fil ardi mustaqarrunw wa mataa`un ilaa heen
📖 Dikany Malagasy
Nofitahin’i satana tamin’i lay voankazo iny izy roa, ka dia navoakan’Allah tao amin’ny toerana nametrahany azy. Ka hoy Izy (Allah) : “Midina ianareo, ny andaniny aminareo ihany no ho fahavalon’ny ankilany. Fa ianareo kosa dia hanana toerana sy vatsy sahaza ny vanim-potoana rehetra eny ambonin’ny tany”.
🎧 Henoy

📜 Andininy 34-38 — Al-Baqarah

34وَإِذْ قُلْنَا لِلْمَلَائِكَةِ اسْجُدُوا لِآدَمَ فَسَجَدُوا إِلَّا إِبْلِيسَ أَبَىٰ وَاسْتَكْبَرَ وَكَانَ مِنَ الْكَافِرِينَ
Ary raha nolazainay tamin’ireo Anjely : “Miankohofa avokoa ianareo eo amin’i Adama”, dia niankohoka avy hatrany izy rehetra afa-tsy iblis (satana) izay nandà, no sady nanambony tena ary voasokajy ho isan(reo tsy mpino.
35وَقُلْنَا يَا آدَمُ اسْكُنْ أَنتَ وَزَوْجُكَ الْجَنَّةَ وَكُلَا مِنْهَا رَغَدًا حَيْثُ شِئْتُمَا وَلَا تَقْرَبَا هَٰذِهِ الشَّجَرَةَ فَتَكُونَا مِنَ الظَّالِمِينَ
Ary dia nolazainay : “Ry Adama! Mitoera ao amin’ny Paradisa ianao sy ny vadinao, ary mihinàna amim-piadanana araka ny sitraponareo izay rehetra ao aminy; kanefa aza manakaiky kosa ity hazo iray ity ianareo roa, fa raha tsy izany, dia ho lasa isan’ireo mpanao ny tsy rariny ianareo”.
36فَأَزَلَّهُمَا الشَّيْطَانُ عَنْهَا فَأَخْرَجَهُمَا مِمَّا كَانَا فِيهِ ۖ وَقُلْنَا اهْبِطُوا بَعْضُكُمْ لِبَعْضٍ عَدُوٌّ ۖ وَلَكُمْ فِي الْأَرْضِ مُسْتَقَرٌّ وَمَتَاعٌ إِلَىٰ حِينٍ
Nofitahin’i satana tamin’i lay voankazo iny izy roa, ka dia navoakan’Allah tao amin’ny toerana nametrahany azy. Ka hoy Izy (Allah) : “Midina ianareo, ny andaniny aminareo ihany no ho fahavalon’ny ankilany. Fa ianareo kosa dia hanana toerana sy vatsy sahaza ny vanim-potoana rehetra eny ambonin’ny tany”.
37فَتَلَقَّىٰ آدَمُ مِن رَّبِّهِ كَلِمَاتٍ فَتَابَ عَلَيْهِ ۚ إِنَّهُ هُوَ التَّوَّابُ الرَّحِيمُ
Ary naharay teny (entina mibebaka) avy tamin’ny Tompony i Mpaminany Adama (A.s) ka nekeny Tompo Allah ny fibebahana izay nataony, fa tena marina fa Izy ilay Mpamela heloka sy ilay be Fiantrana.
38قُلْنَا اهْبِطُوا مِنْهَا جَمِيعًا ۖ فَإِمَّا يَأْتِيَنَّكُم مِّنِّي هُدًى فَمَن تَبِعَ هُدَايَ فَلَا خَوْفٌ عَلَيْهِمْ وَلَا هُمْ يَحْزَنُونَ
Noteneninay indray hoe : “Midina miala avy ao daholo ianareo rehetra! Fa ho tonga aminareo ilay tari-dàlana avy Amiko, ka izay manaraka ny tari-dàlana avy Amiko, dia tsy hatahotra na halahelo.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
36Andininy

Fandikana — Al-Baqarah 36

Surah Al-Baqarah Andininy 36 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nofitahin’i satana tamin’i lay voankazo iny izy roa, ka dia…

Surah Andininy 36/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 34–38. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers