Taha · 111/135
Fandikana Fanononana — Taha
۞ وَعَنَتِ الْوُجُوهُ لِلْحَيِّ الْقَيُّومِ ۖ وَقَدْ خَابَ مَنْ حَمَلَ ظُلْمًا ۝١١١
Wa `anatil wujoohu lil Haiiyil Qaiyoomi wa qad khaaba man hamala zulmaa
📖 Dikany Malagasy
Manetry tena eo anatrehan'ilay Velona mandrakizay, ilay tsy miankina na amin’iza na amin’iza ny tarehy rehetra. Ary ho maty antoka izay nanao ny tsy rariny.

🎧 Henoy


📜 Andininy 109-113 — Taha

109يَوْمَئِذٍ لَّا تَنفَعُ الشَّفَاعَةُ إِلَّا مَنْ أَذِنَ لَهُ الرَّحْمَٰنُ وَرَضِيَ لَهُ قَوْلًا
Amin’izany Andro Izany, dia tsy hisy ahazo tombontsoa amin’ny fanelanelanana afa-tsy izay nomen’Ilay be Fiantrana alalana,sy nankasitrahany ny teniny.
110يَعْلَمُ مَا بَيْنَ أَيْدِيهِمْ وَمَا خَلْفَهُمْ وَلَا يُحِيطُونَ بِهِ عِلْمًا
Fantany izay eo alohan’izy ireo sy izay ao aorian’izy ireo, nefa tsy mahafehy Azy amin’ny alalan’ny fahalalana izy ireo.
111۞ وَعَنَتِ الْوُجُوهُ لِلْحَيِّ الْقَيُّومِ ۖ وَقَدْ خَابَ مَنْ حَمَلَ ظُلْمًا
Manetry tena eo anatrehan'ilay Velona mandrakizay, ilay tsy miankina na amin’iza na amin’iza ny tarehy rehetra. Ary ho maty antoka izay nanao ny tsy rariny.
112وَمَن يَعْمَلْ مِنَ الصَّالِحَاتِ وَهُوَ مُؤْمِنٌ فَلَا يَخَافُ ظُلْمًا وَلَا هَضْمًا
Ary n'iza n'iza nanao asa soa no sady mino, dia tsy hatahotra na ny tsy rariny na ny tsindry hazo lena Izy.
113وَكَذَٰلِكَ أَنزَلْنَاهُ قُرْآنًا عَرَبِيًّا وَصَرَّفْنَا فِيهِ مِنَ الْوَعِيدِ لَعَلَّهُمْ يَتَّقُونَ أَوْ يُحْدِثُ لَهُمْ ذِكْرًا
Toy izany no nampidinanay ny Koroany (amin’ny fiteny) arabo, ary nampitomboinay ao anatiny ny fandrahonana,angamba izy ireo hanam-patahorana, na hitondra fampahatsiahivana vaovao ho azy ireo.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
111Andininy

Fandikana — Taha 111

Surah Taha Andininy 111 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Manetry tena eo anatrehan'ilay Velona mandrakizay, ilay tsy miankina na…

Surah Andininy 111/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 109–113. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers