Taha · 38/135
Fandikana Fanononana — Taha
إِذْ أَوْحَيْنَا إِلَىٰ أُمِّكَ مَا يُوحَىٰ ٣٨
Transliteration
Iz awhainaaa ilaaa ummika maa yoohaaa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Rehefa nolazainay tamin’ny Reninao izay tokony nambara Azy:
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 36-40 — Taha
36قَالَ قَدْ أُوتِيتَ سُؤْلَكَ يَا مُوسَىٰ
Niteny Izy (Allah) ka nanao hoe : Ry Mosa ! Efa nankatoavinay ny fangatahanao ”
37وَلَقَدْ مَنَنَّا عَلَيْكَ مَرَّةً أُخْرَىٰ
Ary efa nomenay tombony manokana Ianao tany am-boalohany tany.
38إِذْ أَوْحَيْنَا إِلَىٰ أُمِّكَ مَا يُوحَىٰ
Rehefa nolazainay tamin’ny Reninao izay tokony nambara Azy:
39أَنِ اقْذِفِيهِ فِي التَّابُوتِ فَاقْذِفِيهِ فِي الْيَمِّ فَلْيُلْقِهِ الْيَمُّ بِالسَّاحِلِ يَأْخُذْهُ عَدُوٌّ لِّي وَعَدُوٌّ لَّهُ ۚ وَأَلْقَيْتُ عَلَيْكَ مَحَبَّةً مِّنِّي وَلِتُصْنَعَ عَلَىٰ عَيْنِي
“Ataovy anaty vatakely Izy, dia alefaso eny ambony rano mba ho entin’ny riaka eny an-tsisiny. Ka hisy fahavaloko sy fahavalony handray Azy. Ary nandrotsahako fitiavana avy Amiko Ianao mba hobeazina eo ambany masoko.
40إِذْ تَمْشِي أُخْتُكَ فَتَقُولُ هَلْ أَدُلُّكُمْ عَلَىٰ مَن يَكْفُلُهُ ۖ فَرَجَعْنَاكَ إِلَىٰ أُمِّكَ كَيْ تَقَرَّ عَيْنُهَا وَلَا تَحْزَنَ ۚ وَقَتَلْتَ نَفْسًا فَنَجَّيْنَاكَ مِنَ الْغَمِّ وَفَتَنَّاكَ فُتُونًا ۚ فَلَبِثْتَ سِنِينَ فِي أَهْلِ مَدْيَنَ ثُمَّ جِئْتَ عَلَىٰ قَدَرٍ يَا مُوسَىٰ
Ary tonga (nandalo) teo ny Anabavinao, ka niteny nanao hoe : “ Moa ve azoko atao ny manondro Olona ho Anareo hikarakara Azy ? ”. Dia naverinay tamin’ny Reninao Ianao, mba hampifaly ny masony, ka tsy halahelo intsony izy. Namono Olona Ianao, nefa navotanay tamin’ny tahotra izay nanangeja Anao; ary nosedrainay fitsapana maro Ianao. Ka nonina taona maro niaraka tamin’ny mponin’i Madina Ianao. Avy eo dia tonga ianao, araka ny didy efa voafetra, ô ry Mosa !
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
38Andininy
Fandikana — Taha 38
Surah Taha Andininy 38 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Rehefa nolazainay tamin’ny Reninao izay tokony nambara Azy:Surah Andininy 38/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 36–40. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








