Taha · 43/135
Fandikana Fanononana — Taha
اذْهَبَا إِلَىٰ فِرْعَوْنَ إِنَّهُ طَغَىٰ ۝٤٣
Izhabaaa ilaa Fir`awna innahoo taghaa
📖 Dikany Malagasy
Mandehana any amin’i Faraona Ianareo, fa tena nihoa-pefy Izy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 41-45 — Taha

41وَاصْطَنَعْتُكَ لِنَفْسِي
Efa nofidiko ho Ahy Ianao.
42اذْهَبْ أَنتَ وَأَخُوكَ بِآيَاتِي وَلَا تَنِيَا فِي ذِكْرِي
Koa mandehana Ianao sy ny Rahalahinao, miaraka amin’ny fahagagana avy Amiko; ary aza atao tsirambina ny fahatsiarovana Ahy.
43اذْهَبَا إِلَىٰ فِرْعَوْنَ إِنَّهُ طَغَىٰ
Mandehana any amin’i Faraona Ianareo, fa tena nihoa-pefy Izy.
44فَقُولَا لَهُ قَوْلًا لَّيِّنًا لَّعَلَّهُ يَتَذَكَّرُ أَوْ يَخْشَىٰ
Dia miresaha Aminy am-pahendrena Ianareo roa. Angamba ahatsiaro tena izy na hatahotra (Ahy)
45قَالَا رَبَّنَا إِنَّنَا نَخَافُ أَن يَفْرُطَ عَلَيْنَا أَوْ أَن يَطْغَىٰ
Niteny izy Roa ka nanao hoe : “ Tomponay ô ! Tena matahotra ny hampijaliany Izahay, na ny hanaovany ratsy tafahoatra Aminay ”.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
43Andininy

Fandikana — Taha 43

Surah Taha Andininy 43 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mandehana any amin’i Faraona Ianareo, fa tena nihoa-pefy Izy.

Surah Andininy 43/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 41–45. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers