Taha · 92/135
Fandikana Fanononana — Taha
قَالَ يَا هَارُونُ مَا مَنَعَكَ إِذْ رَأَيْتَهُمْ ضَلُّوا ۝٩٢
Qaala Yaa Haaroonu maa mana `aka iz ra aitahum dallooo
📖 Dikany Malagasy
Niteny i Mosa KA nanao hoe : “ Ô ry Harona ! Inona no nisakana Anao (tsy handrara azy ireo) rehefa hitanao fa diso làlana izy ireo ? ”
🎧 Henoy

📜 Andininy 90-94 — Taha

90وَلَقَدْ قَالَ لَهُمْ هَارُونُ مِن قَبْلُ يَا قَوْمِ إِنَّمَا فُتِنتُم بِهِ ۖ وَإِنَّ رَبَّكُمُ الرَّحْمَٰنُ فَاتَّبِعُونِي وَأَطِيعُوا أَمْرِي
Ary efa tena niteny mialoha tamin’izy ireo i Harona ka nanao hoe : “ Ô ry vahoakako, tena latsaka tao amin’ny fakam-panahy Ianareo (nohon'ny zanak’omby volamena), nefa ny marina dia ilay be Fiantrana no Tomponareo. koa manaraha Ahy Ianareo, ary ankatoavy ny didiko ”.
91قَالُوا لَن نَّبْرَحَ عَلَيْهِ عَاكِفِينَ حَتَّىٰ يَرْجِعَ إِلَيْنَا مُوسَىٰ
Niteny izy ireo ka nanao hoe : “ Tsy hitsahatra ny hifikitra amin’io Izahay, raha tsy miverina aty Aminay i Mosa”.
92قَالَ يَا هَارُونُ مَا مَنَعَكَ إِذْ رَأَيْتَهُمْ ضَلُّوا
Niteny i Mosa KA nanao hoe : “ Ô ry Harona ! Inona no nisakana Anao (tsy handrara azy ireo) rehefa hitanao fa diso làlana izy ireo ? ”
93أَلَّا تَتَّبِعَنِ ۖ أَفَعَصَيْتَ أَمْرِي
Moa ve tsy manaraka Ahy Ianao ? Sa tsy nankatoavinao ny didiko ?
94قَالَ يَا ابْنَ أُمَّ لَا تَأْخُذْ بِلِحْيَتِي وَلَا بِرَأْسِي ۖ إِنِّي خَشِيتُ أَن تَقُولَ فَرَّقْتَ بَيْنَ بَنِي إِسْرَائِيلَ وَلَمْ تَرْقُبْ قَوْلِي
Niteny izy (Harona) nanao hoe : “O ry zanaky ny reniko ! Aza raisinao amin’ny volom-bavako aho, na amin’ny lohako. Matahotra aho ny hitenenanao hoe : “Nozarazarainao ireo zanak’Israely, ary tsy nanatanteraka ny teniko ianao”.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
92Andininy

Fandikana — Taha 92

Surah Taha Andininy 92 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny i Mosa KA nanao hoe : “ Ô ry…

Surah Andininy 92/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 90–94. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers