Ash-Shu'ara · 126/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
فَاتَّقُوا اللَّهَ وَأَطِيعُونِ ١٢٦
Transliteration
Fattaqullaaha wa atee`oon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary matahora an’i Allah àry ianareo, ary mankatoava ahy.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 124-128 — Ash-Shu'ara
124إِذْ قَالَ لَهُمْ أَخُوهُمْ هُودٌ أَلَا تَتَّقُونَ
Raha niteny tamin’izy ireo ny rahalahin’izy ireo Hod hoe : “Tsy manam-patahorana ve ianareo ?”
125إِنِّي لَكُمْ رَسُولٌ أَمِينٌ
Izaho dia Iraka mendri-pitokisana ho anareo !
126فَاتَّقُوا اللَّهَ وَأَطِيعُونِ
Ary matahora an’i Allah àry ianareo, ary mankatoava ahy.
127وَمَا أَسْأَلُكُمْ عَلَيْهِ مِنْ أَجْرٍ ۖ إِنْ أَجْرِيَ إِلَّا عَلَىٰ رَبِّ الْعَالَمِينَ
Ary tsy mangataka tambiny aminareo aho ny amin'izany, tsy misy karama afa-tsy avy amin’ny Tompon’izao Tontolo izao aho.
128أَتَبْنُونَ بِكُلِّ رِيعٍ آيَةً تَعْبَثُونَ
Moa ve manorina tsangam-bato isaky ny havoana ianareo mba hanaovanareo rendrarendra ?
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
126Andininy
Fandikana — Ash-Shu'ara 126
Surah Ash-Shu'ara Andininy 126 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary matahora an’i Allah àry ianareo, ary mankatoava ahy.Surah Andininy 126/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 124–128. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








