Ash-Shu'ara · 227/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
إِلَّا الَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ وَذَكَرُوا اللَّهَ كَثِيرًا وَانتَصَرُوا مِن بَعْدِ مَا ظُلِمُوا ۗ وَسَيَعْلَمُ الَّذِينَ ظَلَمُوا أَيَّ مُنقَلَبٍ يَنقَلِبُونَ ٢٢٧
Transliteration
Illal lazeena aamanoo w a`amilus saalihaati wa zakarul laaha kaseeranw wantasaroo mim ba`di maa zulimoo; wa saya`lamul lazeena zalamooo aiya munqalbiny yanqaliboon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Afa-tsy ireo izay mino sy manao ireo asa soa, ary mahatsiaro matetika an’I Allah sy miaro tena amin’ny tsy rariny izay natao azy ireo. Ary ho fantatr’ireo izay nanao ny tsy rariny fa fiverenana toy inona no hiverenan’izy ireo !
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 225-227 — Ash-Shu'ara
225أَلَمْ تَرَ أَنَّهُمْ فِي كُلِّ وَادٍ يَهِيمُونَ
Moa ve tsy hitanao fa izy ireo dia mirenireny isaky ny lohasaha.
226وَأَنَّهُمْ يَقُولُونَ مَا لَا يَفْعَلُونَ
Ary izy ireo dia miteny izay tsy ataony.
227إِلَّا الَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ وَذَكَرُوا اللَّهَ كَثِيرًا وَانتَصَرُوا مِن بَعْدِ مَا ظُلِمُوا ۗ وَسَيَعْلَمُ الَّذِينَ ظَلَمُوا أَيَّ مُنقَلَبٍ يَنقَلِبُونَ
Afa-tsy ireo izay mino sy manao ireo asa soa, ary mahatsiaro matetika an’I Allah sy miaro tena amin’ny tsy rariny izay natao azy ireo. Ary ho fantatr’ireo izay nanao ny tsy rariny fa fiverenana toy inona no hiverenan’izy ireo !
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
227Andininy
Fandikana — Ash-Shu'ara 227
Surah Ash-Shu'ara Andininy 227 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Afa-tsy ireo izay mino sy manao ireo asa soa, ary…Surah Andininy 227/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 225–227. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








